Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ratsara
(
27/01/2006 08:58)
ny rongony ekena sy tsia
:idea:Mahagaga ahy ry namana dé ty:fa naôna no enjehina ny rongony nefa ny mpanakanto dia mamely kely daolo aloan'ny fampiséhoana ka tsy enjehina!:(
Rà izany v tsy azo raofim-potsiny ny mpifoka r...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 10/02/2006 00:30
Fiffi
(
27/01/2006 06:15)
Tsy marim-pototra ny tetika
Be filaza fa kanosa ny ankamaroan'ny mpitari-tolona aty amin'ny mpifamandrina amin'ny fanjakana ka raha raikitra ny fidinana an-dalambe dia ny mifitsaka any an-trano no ataon'ny sasany fa ilay vahoaka...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2006 19:56
akamatiana
(
27/01/2006 04:56)
Aza bedesina zah an!!
Efa henonareo ve ty poesie kely ty!:-D Zah tam ty semaine ty vô naheno d =))=))=))=)) zah kle!! Tsy bedesina zah mametraka azy eto an !!:wink:
[b]Sambatra ianao ry slipo
Mahita ny zavatra iriko
...
tohiny
novalian'i Veloo ny 05/02/2006 02:14
Vahinala
(
26/01/2006 20:52)
Lampion
Nandehandeha hono ity ramatoa indray andro dia nifanena tamina mopera 1 :
-Manahoana enao hoy mopera, hono hoa tsy za ve no nanamasina ny mariazinao moa 2taona lasa izay ?
-Eny mopera tena izany t...
tohiny
novalian'i Veloo ny 31/01/2006 21:50
Vahinala
(
26/01/2006 20:44)
Virus
Tsy voadikako am teny malagasy ry reto fa manjary lasa tsy mazava tsara an, fa mba hitako nampmé ana d zaraiko aminareo e !
Papa, dis-moi comment je suis né.
- Très bien, mon fils, il fallait...
tohiny
novalian'i Veloo ny 30/01/2006 16:19
hery
(
26/01/2006 13:16)
Ilay sary sonia ao amin'ny tsikeran'ny sary
Tadidinareo ilay resaka hoe sary kely ao amin'ny tsikeran'ny sary. :-) ilay ohatry ny fampiasako iny. Isaky ny mametraka tsikera ao amin'ny sary aho dia misy sary kely toa izao [img]http://www.gravata...
tohiny
novalian'i zaoli ny 02/05/2006 07:55
jentilisa
(
26/01/2006 12:17)
Fifidianana Palestina: nandresy ny Hamas!
Efa mba rentsika ihany angamba ny fifidianana depoite izay ataon'ny Palestiniana. Natao omaly izany fifidianana izany ary sambany no nandray anjara ny Hamas izay manana ny tanjona ny hanafoana ny fire...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/03/2006 10:46
xxx
(
26/01/2006 12:09)
Rehefa tonga fotoana
O ry zavavy ah, ianareo ve marary be toa ahy rehefa tonga fotoana?
Toy izao ilay marary teneniko: kely aina kely; dia mafana be foana toy ny voan'ny tazo; safotra kely indraindray (ohatran'ny hoe t...
tohiny
novalian'i FABIOJAX ny 06/06/2006 21:50
damakely
(
26/01/2006 11:22)
kolontsaina malagasy
iza no liana amin'ny harem-pirenena (patrimoine national)?
Raha liana ianao dia afaka mifanoratra amiko a@ damakley@yahoo.fr
...
tohiny
novalian'i damakely ny 27/01/2006 13:45
hery
(
26/01/2006 10:37)
Andriamanitra dia Fitiavana - Deus Caritas Est
Deus Caritas Est...
Io no lohatenin'ny taratasy voalohany nosoratan'ny Papa Benoà XVI (na encyclique) izay nivoaka ofisialy omaly 25/01/2005.
Ny fehezanteny voalohany dia ilay hoe "Andriamanitra ...
tohiny
novalian'i marozevo ny 13/03/2006 00:56
hery
(
26/01/2006 10:20)
Ny lehilahy no mazava kokoa
Marina fa maditra ny lehilahy matetika, mafimafy loha sns.. fa ny lehilahy no mazava fo kokoa eo amin'ny lafiny rehetra.
Sincère, tsy mitana an-dolompo, mora tezitra kanefa mora afaka, mora manadino...
tohiny
novalian'i pitchou ny 09/02/2006 04:29
mandrindra
(
26/01/2006 09:56)
Frantsay
Fa maninona ny frantsay no be maty andrano foana?
Satria ry zareo tsy mitsahatra ny mitabataba sy mimenomenona ka na dia efa manao ankiletika aza dia tsy mbola misokatra foana ny vavany....
tohiny
novalian'i Veloo ny 10/02/2006 20:58
diamondra27
(
26/01/2006 09:06)
IZA ARY AHO
Ramose PTT (Petit Travail Tranquille) et Madama RATP (Reste Assis T'es Payé) izany nananjanaka, iza ary no nataony anarany?
EDF ..... Enfant De Fainéants(zanaky kamolahy sy vavy)
...
tohiny
novalian'i Veloo ny 26/02/2006 20:34
bichette
(
26/01/2006 08:16)
misy kakana ve ?
salama, mety daholo ? ahoana no ahafantarana fa misy kakana ny olona iray ? :-*...
tohiny
novalian'i rapala ny 07/04/2006 06:23
diamondra27
(
26/01/2006 07:03)
ALAHELO sy FIFALIANA
Eo @ fitiavana moa dia misy ny alahelo na fifaliana tena tsy mety adino. Indraindray anefa de tsy sahy iresahana @olona ny zavamanjo ka raha te hanala azy ianareo de misokatra ny dinika ary manasa ny ...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 31/01/2006 10:59
Herimiafina
(
26/01/2006 06:23)
manatrika fetin'anniveraire
Manao ahoana kay ny fihetsemponao raha ny sipanao tsy nety nanao fety niaraka taminao tamin'ny anniversaire-nao kanefa izy mazoto manatrika ny fetin'anniversaire-n'ny namany ary foiny tanteraka ianao ...
tohiny
novalian'i vivi ny 28/01/2006 18:17
xxx
(
25/01/2006 19:31)
sao mba misy manana na mahita mpivarotra pins saina mada o
sao mba misy manana na mahita mpivarotra pins saina mada eto france no misy ahy...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/01/2006 09:53
fasaly
(
25/01/2006 18:19)
soupe au poivron rouge
amzao andro mangatsika zao tena manafàna kibo no mampody aina...:-P
zavata ilaina: ohatra ho an'ny olona valo eo ho eo.
3:povrons rouges
3:oignons
3:tranches de tartine, na 1/2 baguette
1: p...
tohiny
novalian'i cutie ny 15/02/2006 17:36
Ralay
(
25/01/2006 17:37)
Volley ball COI
Ho an'izay manaraka ny rencontres Volley ball ao palais de sport @ zao fotoana izao.Ahoana ny fijerinao ny ekipa malagasy mandray anjara @ lafiny rehetra (Teknika,fizika sns..) mihoatra @ ireo ekipa a...
tohiny
novalian'i jhoy ny 01/02/2006 12:33
adidy
(
25/01/2006 16:20)
Amaroli
Faly miarahaba ny rehetra! Fantatro fa ny ankabeazantsika midinidinika eto dia tia ny fitsaboana ara-voajanahary daholo! Ka ahoana ny hevitsika @ amaroli na urinothérapie! Indrindra fa isan'ny mpamak...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/03/2006 21:39
