soupe au poivron rouge

1. fasaly ( 25/01/2006 18:19)
amzao andro mangatsika zao tena manafàna kibo no mampody aina...:-P

zavata ilaina: ohatra ho an'ny olona valo eo ho eo.

3:povrons rouges
3:oignons
3:tranches de tartine, na 1/2 baguette
1: peti ravier de fromage au fines herbes (otran'ny fromage de chèvre ireny fa misy fine herbe madinika )

teteho ny tongolo dia endaso am menaka na beurre,
arotsahy ny poivrons voatetika de rehefa manomboka mandray menaka de asio rano kely hangotraka de asio rano 8 boles de soupes, arotsahy miaraka ny tranche de tartines, handrahohy halemy ny poivron.
aza adino ny sira na cube de bouillon solonn'ny sira.
rehefa masaka dia arotsahy ny fromage au fines herbes
mixer-o miaraka ireo fa miam miam miam be mintsy.
hummmmmm, afaka asiana poivre kely.:-P
mazotoa ary o!
novalian'i cutie ny 15/02/2006 17:36
2. Herimiafina ( 26/01/2006 06:29)
Hummm, misaotra akia an, fa ny ahy asiako bouillabaisse ihany koa miaraka aminy, amin'izay mahazo tsirona trondro kely klé.

De misy ihany koa soupe au champignon, fa tena favy an, andramo anie e!
3. majakely ( 26/01/2006 07:33)
melchy fasaly .....
4. vale ( 26/01/2006 22:08)
mmmm, sôtsa an'i fasaly ko alony t@ iny sopapa iray iny!:-*
5. fasaly ( 27/01/2006 05:25)
matsiro be io r zareo a! andramo ange sady facile no economik! no mafàna ny kibo
6. Herimiafina ( 27/01/2006 05:56)
Nareo ve ry reto refa mamely lasopy aty andafy aty de asiana biscuit salé otsan'ny an'n-dry leirony klé?
7. fasaly ( 27/01/2006 15:12)
tsa mbola henoko ndray zany fa ny mofo no famelin'ny aty aminay de cube kely mafy be reny:wink:
8. Herimiafina ( 27/01/2006 17:09)
Ie, misy an'iny otran'ny biskôty kely iny koa miaraka aminy kah, hehehehehe:-D:-D
9. Veloo ( 27/01/2006 19:31)
fasaly a crouton ve? :-D:-D
o ry hery a ie ao frantsa manisy an'izany ka sy fromage ko:P
10. fasaly ( 28/01/2006 14:05)
veloo:-D:-D:-D:-D:-D hihihihji! iny no atao ao! na bagety tsotra fotsiny fa ity biscuit salé i hery ity mbola tsa naheno zà ka! mety hatsiro be kou ka!
hummmmm! ary samy manana ny azy ny firenena rehetsa zany;
11. vale ( 31/01/2006 22:15)
veloo: fromazy kou ve?:roll:
12. Vahinala ( 31/01/2006 22:22)
fasaly > Afaka soloina zavatra hafa ve le fromazy aky d inona ohatra, za aky tena tsa tia nefa toa tsara ilay recette njy !:-*:-*:-*
13. booboo ( 01/02/2006 13:24)
crème fraîche ohatra.
14. fasaly ( 01/02/2006 16:20)
vahinàla ka tsy henonjy nge ny tsiron'io frombage aux fines herbes io rehefa mixer miaraka reo e! tsy tsirona fromazy be reny koa mantsy lay aux fines herbes io fa otran'ny tsirona fetà ihany....raha harosoko anjy io ka tsy miteny aho hoe misy formage de haninjy ihany, ny tiko lazaina tsy misy mintsy gout na fofona formazy ao anatiny ao fa ny tsirony de hoe " elle est bonne la soupe":wink:
15. Vahinala ( 01/02/2006 21:41)
fasaly > Eny ndray aza e, tena hanandrana za ary d ho hitako eo, lazaiko anjy ihany e !:-*
16. ari.malala ( 03/02/2006 07:50)
bon ap daolo ary e
17. Veloo ( 03/02/2006 17:13)
o ry vale a fa ahna ary zany lasopy tsisy fromage kel (rape anie io e)... asivo fromage doly ny lasopy-njy dia ho itan-njy ny ahatsarany... bien sur eo am-pihinana an fa tsy any anatiny vilany akory:°)
18. fasaly ( 03/02/2006 18:44)
raha any anaty vilany no aisana azy ry veloo de hifandrinrondrirotra be ao aby ny lasopy ka hoy enao hoe inona aza ity?????:lol:
19. cutie ( 06/02/2006 18:07)
fasaly, tsy mamimamy ve io lasopy io ??
20. Veloo ( 07/02/2006 17:50)
:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0859