Aza bedesina zah an!!

1. akamatiana ( 27/01/2006 04:56)
Efa henonareo ve ty poesie kely ty!:-D Zah tam ty semaine ty vô naheno d =))=))=))=)) zah kle!! Tsy bedesina zah mametraka azy eto an !!:wink:

Sambatra ianao ry slipo
Mahita ny zavatra iriko
Safosafoin'ny volony
Orokoroin'ny molony
=))
novalian'i Veloo ny 05/02/2006 02:14
2. fasaly ( 27/01/2006 05:17)
i akama njay zao no namorona io kou!:-D:
takizay zany slipo ve?????:-D:-D
3. cheboman ( 27/01/2006 05:18)
=))=))=))
4. Herimiafina ( 27/01/2006 05:22)
Iza izany slipo izany kay, bandy ve zany sa sipa? hehehehehe=))=))=))=))
5. akamatiana ( 27/01/2006 05:25)
fasaly nann tsy zah namorona io ka!! :-D
6. akamatiana ( 27/01/2006 05:27)
herimiafina kou tsss :wink: ka aleony nge houn zany slipo d sambatsa lery euuh!!:-D
7. Herimiafina ( 27/01/2006 05:28)
Arakaraka knou, for men sa for women? hehehe=))=))=))
8. akamatiana ( 27/01/2006 05:28)
kaiiii z vo azoko tianlha tenenina , sady mety bandy no mety sipa kou:-D z te haniry ahita rehetra :-D:-D
9. pissoa ( 27/01/2006 05:29)
:-D:-D:-D
10. Herimiafina ( 27/01/2006 05:32)
Otsan'ny tsy sambatra ihany i-Raslipo knou, sempotry ny fofona ao! Tsy mahita rivotra madio mahintsiny andro aman'alina! hehehehehe:-D:-D=))=))
11. andry44 ( 27/01/2006 07:10)
Possible dolo na lahy na vavy no atao rasilipo fa saingy tsy molotra fa zavatr'hafa=)):-@
12. Herimiafina ( 27/01/2006 08:00)
Ny takolaka koa tsy azo adinoina an, hehehehe=))=))
13. naritsimba ( 27/01/2006 08:18)
Akamatioana> fa inn no atahoranao ho bedy?
14. mamzelkely ( 27/01/2006 08:27)
milay ky aa =)) fa de i herimiafina kosa de mahita lazaina hafa fôna ee:-D:-D
15. Herytae ( 27/01/2006 08:29)
Soa ihany za tsy silipo
Mahita ny zava-tsy tiko
Hiaritra mafy ny fofony
Petapetahan'ny lotony

:wink:
16. dadabe ( 27/01/2006 08:46)
akamatiana : anjekaky oo !!:{ efa mianatra ny miteny ratsy toi a
17. jentilisa ( 27/01/2006 08:53)
hum gaga i dadabe marina!
18. bozimanga ( 27/01/2006 09:50)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
19. mamzelkely ( 27/01/2006 11:41)
herytae
20. Bariry ( 27/01/2006 13:08)
=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0774