Aza bedesina zah an!!
41. Herimiafina
(
28/01/2006 07:02)
Zah no zah kah, tsy fantatrao ngaha zah, zah no herimiafina aminy, masi-mandidy sans discussion, hehehehehe=))=))
42. pissoa
(
28/01/2006 14:43)
Hihihi - ka raha elah no Herimiafina zah no Pissoa aminy, tsy maha-masi-mandindy an-draherimiafina izany zah =))=))
44. akamatiana
(
29/01/2006 04:48)
Herimiafina a!! sady efa kapohana veuuh mbola safosafon'lah am l tanana marakorako kle!! innn tsony ny amiko zany :roll::roll:
52. sasa
(
30/01/2006 04:05)
:-D:-D:-Dakamatiana tsy herytae:-D:-D:-D:-D:-D mampmé be za kou androany vao nahita.
55. vale
(
30/01/2006 08:17)
akamatiana:
Efa henonareo ve ty poesie kely ty!:-D Zah tam ty semaine ty vô naheno d =))=))=))=)) zah kle!! Tsy bedesina zah mametraka azy eto an !!:wink:
Sambatra ianao ry slipo
Mahita ny zavatra iriko
Safosafoin'ny volony
Orokoroin'ny molony =))
hihihihi,=))=))=))=))
56. Veloo
(
30/01/2006 16:17)
mamzel tena mahagaga mihitsy e? asa aky aiza doly ireo lazaina ireo no nipoitra :-D:-D:-D
58. akamatiana
(
30/01/2006 16:26)
veloo :-D avy amin'ny zava-misy akia reo no mipoitra an ! hihihih
cutie memezanjy njay zah an !! tsara klou refa tsy mibedy euuh!! :-*
cutie memezanjy njay zah an !! tsara klou refa tsy mibedy euuh!! :-*
