Aza bedesina zah an!!

21. yonikafopl ( 27/01/2006 14:01)
oayyyyyyyyyyyyyyy ty zanjy kleeeeeeeeeeee:roll::roll:
22. mamzelkely ( 27/01/2006 14:19)
mehezo ftsn ky ry yonika fa aza bedesi'izy aaa:°)
23. fasaly ( 27/01/2006 14:40)
ny an'i herytae kou no loza kou!:-D:-D:-D
24. dadabe ( 27/01/2006 14:41)
Mpandefa : jentilisa [ Valio ] 27-01-2006 12:53:45
Lohateny : Re : Aza bedesina zah an!!
hum gaga i dadabe marina!

ka mbola minera anie io zanjiko io e, zah aza vao avy namafa ny lelony alina :{


yonika> ka toi tsinona manaraka ny size e hoe " aza bedesina " :°)
25. yonikafopl ( 27/01/2006 15:36)
tsongoiko ny sofin'io rehefa tonga aty amiko aty kleeeeeee:roll::evil:
26. mandrindra ( 27/01/2006 15:42)
dia amin'izay ve lasa ranga sahala amin'ilay sarikely
27. Veloo ( 27/01/2006 16:45)
dia aleo za no hibedy an'i akamatiana zany :-D:-D:-D
28. hertix ( 27/01/2006 17:47)
Vô henoko koa io poésie io fa misy hoe:

fa ny mampalahelo aminao
dia esorina rehefa manao

...

fa ny tena mahasosotra kely
dia esorina rehefa mi...

=))=))=))=))
29. yonikafopl ( 27/01/2006 18:01)
=))=))=))=)) mahita atao nareo reto ka hihihihi

30. fiaritiana ( 27/01/2006 19:18)
:-*:-*:-*
31. Veloo ( 27/01/2006 19:26)
iza io ry fiaritiana?
32. akamatiana ( 28/01/2006 04:46)
efa wea za bedesina zah kou !! mbola misy tohiny de lasa tsy masah zah :(

heritix:-D:-D

dain kou zato heritix
Tady hanao resaka x
Nefa tsy manin izany
Fa mbola tohizako hatrany

Tsy refa manao ihany
No anesorana l slipo
fa misasa sy ilay mamany
Amizay tsisy fofona sy maharikoriko


yonika njy mou zoky tsy amsika oooooo!!:-*
33. Herimiafina ( 28/01/2006 04:49)
Maty njy anjoany ry akamatiana klé, fehikibo, hehehehehehe=))=))=))=))
34. akamatiana ( 28/01/2006 04:53)
herimiafina fa nga mahafatyl voakapoka , zah manko mbola tsary mitsy hatsamizay :(
35. Herimiafina ( 28/01/2006 05:06)
Ao fa raha zah no hikapoka anjy de somary ataoko kapoka safosafo mahafinaritra be, asa raha tinjy6 hehehehehe=))=))
36. pissoa ( 28/01/2006 06:00)
Inona daholo ireto =))=))
37. Herimiafina ( 28/01/2006 06:41)
Mila konkou ngah njy ry pissoa? hehehehehe=))=))
38. pissoa ( 28/01/2006 06:43)
Kalou kou zah mba hianatra hanao tononkalo =))
39. Herimiafina ( 28/01/2006 06:51)
Mianara tsara aza hibedesako anjy konkou klé, hehehehehe=))=))
40. pissoa ( 28/01/2006 06:57)
Way, fa ianao no iza no hibedy anah =))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0076