Amaroli

1. adidy ( 25/01/2006 16:20)
Faly miarahaba ny rehetra! Fantatro fa ny ankabeazantsika midinidinika eto dia tia ny fitsaboana ara-voajanahary daholo! Ka ahoana ny hevitsika @ amaroli na urinothérapie! Indrindra fa isan'ny mpamaky lay @ io fitsaboana io dia malagasy?
novalian'i fijo ny 22/03/2006 21:39
2. watafon ( 25/01/2006 18:24)
adidy,mbola vitsy angamba no mahafantatra an'izy io fa tsara raha hazavaina kely oe : inona moa zany urinothérapie zany? izy io zany d fitsaboana @ alalan'ny FIVALAN-DRANO na PIPI zany e! @ fomba isan-karazany ( ato fisotro, atao gararaka, atao @ maso, anaovana evoka,hanasana volo sy hoditra, ....) misy efa nampiasa ihany angamba rehefa tratran'ny Brûlure matetika !
3. Veloo ( 25/01/2006 19:23)
wata a ka tsara ve retsy izy io? za aloha mbola tsy mahalala e... enoko ko lesy fa ny gasy zao tena mi se pencher betsaka @ zava voajanahary? tsara mihitsy zany
4. adidy ( 25/01/2006 19:51)
Ato @ internet dia misy fanazavana be! Ny matetika fanaon'ny olona aloha dia ilay rehefa misy may tokoa e! Fa te-hahalala ny hevitry ny maro!
5. Veloo ( 25/01/2006 20:33)
ao @ google zany?
6. fijo ( 25/01/2006 21:28)
taty frantsa aho no nahita an'io voalohany.nisy sipa gasy izay nanazava azy io tamin'ny tele.tsy haiko izay azo tsaboina amny,fa raha ny ahy ihany aloha mety tsy olana amiko e
7. adidy ( 25/01/2006 21:35)
Veloo: ie ao @ google!
8. Veloo ( 26/01/2006 02:35)
okey dokey hojereko ary e
9. Fiffi ( 26/01/2006 07:56)
tena tsara kosa izany an! mbola tsy nahita an'io indray aho!! fa ny fitsaboina io v aloha tsy mampiasa fanafody ? satria lafo dia lafo ny vidi'ny fanafody. Andraso koa aho hoe hiaraka hijery @ Veloo
10. watafon ( 26/01/2006 08:01)
rha ny fahazaoako azy d le urine mihitsy ange no efa lasa fanafody e ! d mazotoa mijery e!
veloo, ny gasy aloha tsy mbola mampiasa an'io e! fa ny allemands zao no fantatro fa tena mi-expoiler azy io !
11. Herytae ( 26/01/2006 08:36)
tô ôtran'ny hafhafa ohany kah, tsy mbola nisy gasy nampiatra izany angamba eto dago kah! raha @ odi-may dia ieee! de aôna? hihinan'ny am..... zany? taiky!
12. hery ( 26/01/2006 08:53)
mila fandinihana lalindalina marina.

Ny fombanay tamin'ny boay kely rehefa mianjera ka misy maratra dia tena ipipizana kely... dia hoe sitrana rehefa avy eo.

Ny tsy mampandry ny saiko dia hoe tsy efa poizina ve iny pipi very iny? Sa mbola traiter-na aloha?
13. adidy ( 26/01/2006 09:06)
Na izaho koa ary aloha dia nihevitra fa dia poizina izany matoa navoaka!!! Na dia eo aza ilay hoe rehefa misy may dia azo ampiasaina!! Fa ny tena hitako manahirana dia ilay izy sotroina, atao gararakaetc... Dia hoy aho hoe ho zakan'ny saina ve,sa dia araka ilay tenenin'i Herytae...
Dia lasa ny saiko hoe raha tena marina moa izany dia tsy misy antony intsony izany ny fitsaboana rehetra dia vitan'io daholo ilay izy!! Dia nefa indray etsy andanininy ohatra ny manahirana satria toa olona tao @ franc maçon no nanaporofo fa ao aminy daholo ny zava-drehetra dia tahaka ny misy fanjanahan-tsaina hafahafa,dia avy eo indray nefa lazaina fa misy contre indicatin fa tokony hijery dokotera ihany! Ka aiza marina ny marina nefa ilay olona efa nasainao nisotro??
14. booboo ( 26/01/2006 10:08)
odi-may ny pipi, fa ny ankoatra zay tsy haiko hoe ody inona koa. Ilay rangahy mpatsaka tao @ bebenay taloha zay no niteny anay an'izany.
Mahay raha ange ny gasy sasany fa tsy voatrandraka tsara dia mihavery tsikelikely ilay fahaizana sasantsasany.
15. Vahinala ( 26/01/2006 15:42)
Za aloha na hatramzao aza rehefa sendra may ny tanako ohatra hoe rehefa mipasoka na rehefa mahandro sakafo dia asiako ny pipiako foana fa tonga d sitrana eo no eo ilay izy namaivay be iny, tena éfficace mintsy.
16. nani ( 26/01/2006 16:06)
hay ve ka tena marina izany eee !! Za efa tafaresaka tamin olona izay taty , izy koa mpitsabo fa tsy mampiasa fanafody an !! De nasainy nisotro pipi za taminizay satria narary fa , za tsy nety nisotro no sady tezitra taminy . hihihi gasy anakitelo zay no teo de samy tezitra be daholo hoe olona tsy misy saina fa mampinana maloto olona !!!
17. Veloo ( 26/01/2006 16:31)
8O8O8O o ry nani a zany ve? beurrrkkk
wata a, fa ny gasy mampiasa zava-boary o?
18. watafon ( 26/01/2006 18:09)
veloo, ie marina io !
nani, k izay anie no manahirana amin'izy io e! ilay pipi vao maraina iny hono no tena mahasitrana, fa raha olona mpisotro toaka sy mihinana zava mahadomelina kosa d tsy mety !!
mbo jereo ange ao @ net ao ry reto fa mahavariana anage e: rehefa somary tehirizina elaela koa izy d mitombo ny heriny sy ny fofony :? (anaty vilany tany)
19. Vahinala ( 26/01/2006 18:17)
Ka raha toa kosa ve tena misy aretina grave nefa mety ho sitran'io haingana, mety ho vitako ihany ny hanao an'izany rehefa tena tsy misy fika ko.
20. watafon ( 28/01/2006 08:17)
indrindra oe any @ toerana lavitra mpitsabo !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2361