Amaroli
22. watafon
(
29/01/2006 11:49)
veloo, njy ngah tsy masà an'izany raha tavela any ankodaoda any nefa marary ?
23. Vahinala
(
29/01/2006 18:20)
Za mantsy mba gaga koa, rehefa tena tsy misy hevitra ve tsy ho atao, sady ahy ihany io koa !
24. Fiffi
(
29/01/2006 19:21)
Veloo , Vahinala : tena marina io an! fa izao kosa aloha e! momba ny hoe rehefa misy may dia pipi no tonga de asiana azy satria rehefa may dia tonga dia rano mafana no hatao aminy dia tonga dia afaka ilay mamahivay iny satria aiza moa no ahitana rano mafana tahakan'ny pipi aingana be eo ? Ary ny fisotroana pipi dia tena efa nahita tokoa aho ary alaina koa io pipi dia hosorana ny tena na atao anaty rano "bain" izany na koa hoe vita ny fisasana iny dia alaina indray ilay pipi dia hosorana ny tena. Ny nisotro pipi aloha efa nahita aho e! mahatsiravina be ny mijery an'izany saingy rehefa tsy hita izay fanafodiny dia tsy maintsy hatao io. akipy fotsiny ny maso de tsy alefa lavitra ny heritreritra dia atelina aingana de zay.
25. Vahinala
(
29/01/2006 21:06)
Fiffi > Tsy le izy mamay ihany no hilana le pipi am may ka, fa le composant ao mintsy no misy tonga d mahery be fa za moa tsy mahay manazava an'izay ka tsy haiko ny mi démontrer azy.
26. Veloo
(
29/01/2006 23:42)
ny zavatra fantatro dia rehefa may dia asina pipi ilay faritra may ary tena efficace mihitsy zay ihany no fantatro... fa raha oe misotro8O:^):^):^)
27. diamondra27
(
01/02/2006 06:01)
pipi-tsoavaly hono no tena milay ko ! sa ahoana? THREE HORSE BEER
32. pitchou
(
03/02/2006 16:28)
veloo> d raha tsy te-hi pipi rehefa may d ahoana? na matetika koaeo am-pamaizana eo no latsaka tampoka hatr@ pipi d tsy misy avoaka anondrahana le may intsony?
33. Vahinala
(
03/02/2006 18:42)
pitchou > D miharitra kely eo aloha mandrapaha te hipipizana ndray e !
35. toubib
(
04/02/2006 05:44)
Hevitro ihany klou ty an, karazan'ny hoe d tonga amin'ny oe refa asain'olona manao an'itsy ve d tsara daolo zay fa mba aleo dinihina kely ihany! O re ol e!Ny urine nge dia tena "dechets métaboliques" tsotr'zao e, ny mahafaty haingana ny olona manao "insuffisance rénale" dia ny fanapoizinan'ny rà ateraky ny poizina tsy voasivan'ny voa intsony ka mihandrona any anaty rà fa tsy lasa any amin'ny fivalanandrano intsony, ilaina ho an'ireny ol ireny ny "hémodyalise" na y grefim-boa fa raha tsy izany d maty avy hatrany. Tsy laviko raha ampiasaina ety ivelany le izy toy ny may na ny kaiki-bibikely na ny ko mety anasana fery farafalika-matiny satria mety hanana toetra "antiseptique" izy noho ny fatrana NH4+ ao aminy ambony be fa hosotroina kosa mbola hodinihina amin'ny ankatoka!!!
36. watafon
(
04/02/2006 06:06)
toubib, k zay mihitsy ange no hifanakalozana hevitra eto e! tena manana toetra antiseptique mihitsy izy dr an !
37. Veloo
(
05/02/2006 00:14)
Toubib a ie wa lesy aiza kosa no azo sotroina wa io... za aloha dia tsy hisotra an'izany mihitsy a
misaotra toubib a=D=D=D
misaotra toubib a=D=D=D
39. diamondra27
(
06/02/2006 07:08)
tena tsy azoko re le resaka fa raha resaka cystite aloha de misy ny fanafody douce , fa ny ahy aloha raha zà no voan'io de aleoko manantona Dr e! fa ny MONORYL adulte 3g no mety @ le cystite aigüe e!
40. watafon
(
06/02/2006 12:45)
diamondra, amaroli zany no resahana eto e, urinothérapie na koa oe fitsaboana @ alalan'ny fivalanan-drano!!k asa ze mba eritreritry njy amzany?
