Amaroli

81. Veloo ( 21/02/2006 16:47)
toubib a misaotra @ ny fanazavana... ie ilay type 2 non insulino dependant io no tena betsakao? vitsy2 ihany ny cas hitako @ ilay type 1...
ilay agrile zany tena mandoka vavony mihitsy?
82. watafon ( 22/02/2006 18:20)
fa lasa aiza i fijo ? sô d niditra hopitaly ?
83. Veloo ( 22/02/2006 18:30)
wata =))=))=)) iza no mahita=))=))=))
84. watafon ( 22/02/2006 18:42)
k nanontany izy nefa tsy hitako intsony avy eo kou !! tsy fombany mitsy mantsy zao !!!
85. Veloo ( 23/02/2006 16:29)
aiza kosa e, mety sahirana zay lery :^)
86. fijo ( 23/02/2006 21:54)
ity aho ka,narary tokoa aho fa gripa no nahazo ahy fa tsy ilay izy ka.
tsy misy voan'io aloha ny ray amandreninko e,fa nanao testa ihany aho,tsy misy mitranga amiko aloha ireo voalaza ireo,za efa hatr'izay no tia misotro rano be,fa tsy mihena,rahampitso aho mitondra ny valin'ny fitiliana any amin'ny dokotera,dia hilazako eto ihany nareo.
ary le izy ve,raha vao manomboka dia misy fanafany?
efa nanao fitiliana mantsy aho taloha,herintaona izay,fa tsy nisy inona.
87. Veloo ( 24/02/2006 01:16)
fijo a ka njy anie mina kena beuuu e:-D:-D zany no maha tonga ny gripa anjy vety2 :-D:-D:-D
aza manambe lesy a:P
inn ty fitiliana?8O
88. watafon ( 24/02/2006 06:51)
veloo, fitiliana= analyse :-*:-*:-* io le voalaza atsy ambadika an ! :wink:
fijo, raha vao manomboka lesy izy d régime d ampy fa tsy mila fanafody indrindra raha tsy ambony loatra ilay glycémie ! za mino fa tsy voan'io zany elà e! d ilazao ny tohiny zay ary e! d aza manam-be e!
89. fijo ( 24/02/2006 19:57)
efa ila le gripa ka;misaotra e
nga noheverin'i veloo hoe mitsikilo eo ambaravarana indray le hoe "fitiliana "le,hi hih i ndry ity ry velo an,zatra mitsikilo mantsy
90. watafon ( 25/02/2006 07:47)
fijo, hay v e! tsara zany k
veloo, njy mila manao cours na malagasy kely mitsy an ! :-*:-*
91. toubib ( 27/02/2006 10:30)
fijo
92. Veloo ( 27/02/2006 16:45)
o ry kala wata a za mahay teny gasy knou :roll:
mba mot ray no tsy aiko
fijo a enoy ny lazain'i toubib :-D:-D
93. watafon ( 27/02/2006 18:50)
toubib, sô d mafy loatra le oe tsy misy fanafany :?:
azo atao zany ry fijo ny mi-stabiliser azy tsara raha maharaka tsara ny toromarika omen'ny dr an !
94. adidy ( 28/02/2006 09:31)
Ny tian'i toubib tenenina @ ilay hoe tsy misy fanafany dia chronique e! Eny na dia stabilisé ary dia tsy maintsy tezaina ary rehefa tsy mitandrina na sakafo na fanafody dia miverina.Ny ahy moa ny filazako @ diabetika dia ny tenany ihany no tompon'antoka @ fahasalamany raha te-handeha lavitra na tsia fa tsy misy afaka hitandrina eo @ toerany!
95. Veloo ( 28/02/2006 14:29)
kay tsika manana dokotera telo ato knou, tsara be mihitsy..:wink:
96. watafon ( 28/02/2006 18:29)
adidy, ok! k zay mihitsy le izy k ! efa tsy lazaina oe aretina le diabeta fa d toe-tena mihitsy! fa ny tena tsara indrindra ho an'ny oul diabetika d ny mandeha tongotra e!
97. fijo ( 28/02/2006 21:19)
mazava ry zalahy fa misaotra an.tsy hoe voa akory aho ka,fa mahaliana ahy izy io,satria nisy olona voa fantatro ka tena nahagaga ahy,satria raha azoko tsara izany,dia ratsy fanarahana no mahatonga ny olona matin'ilay izy.
98. watafon ( 01/03/2006 18:22)
izany tokoa lesy an !
99. fijo ( 01/03/2006 19:34)
ka any amintsika nefa ny olona efa mihanaka be le aretina vao manantona mpitsabo ,fa raha vao manomboka dia hoe vitan'ny anamamy ve hamonoana vatotra akoho.
100. watafon ( 02/03/2006 17:39)
na anamany na anamalaha angamba mitovy ihany an ? tena marina io ry fijo an, na mankany @ dadarabe alou d refa tsy sitrana vao mamonjy radoko !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2065