Amaroli

61. toubib ( 13/02/2006 05:56)
Ity misy fanandramana efa natrehiko mihitsy fony zahay mbola stagiaire tao amin'ny Service des Maladies Metaboliques et Endocrinologiques tao@hôpitaly Joséph RASETA, de andramo fa hohitanareo: nisy ol narary voan'ny diabeta ka tonga am'lay atao hoe "coma hyperosmolaire" izy tamzay satria tena "déséquilibrée" tanteraka ny fatran-tsinga isan-karazany any anaty rany any (ions, glygémie, etsetra...), rehefa natao test tamn'ny bandelette ny pipiany d ambony daholo koa ny siramamy sy ny acetone ary ny pH dia niova ihany koa. D ozizy le dokotera tao hoe raha anasana verni à ongle io dia tena mety tokoa. Nony natao tokoa tamina "surface" iray (tsy tam hoho akory an)le izy dia tena nahasolo "dissolvant" tokoa. D asakasak'izay sahy manandrana misotro dissolvant e!
62. adidy ( 13/02/2006 07:01)
Faly miarahaba ny rehetra!
toubib: ka marina ange fa be acétone iny tokoa ve moa tsy hahasolo dissolvant! Fa ilay geste hisotro azy no mbola tsy vita kosa angamba! Fa raha araka ireo olona momba azy io izao dia lazaina fa mahasitrana ny rehetra dia avy eo asiana bémol kely hoe sauf en cas d'insuffisance rénale et cardiaque, consulter un médecin....Avy eo indray nefa misy voan'ny SIDA sahy milokaloka ery hoe afaka daholo ny ganglion ets...
63. watafon ( 13/02/2006 09:30)
adidy et toubib,raha ny fanazavana itako aloha d hoe olona vegetariens hono no tena tsara ny pipi ny fa mazava oazy d misy io voalazan'i adidy io hoe tsy azo exploiter na ny pipi-na oul alcoolique sy manao insuffisance rénale ....
64. toubib ( 13/02/2006 12:06)
Tsy misy tsara oatry ny madio tsy mampiahiahy re e! maninn mo ra mba manao "cure d'eau minérale" fotsiny zao e: arakaraka ny aretina tsaboina no "indication" 'ny toerana nihaviana na ny karazan'ilay rano. Ataoko fa efa an-taonany maro no naitàna voka-tsoa tamin'izy io sady rehefa tena mifanandrify tsara amin'ilay aretina lay izy dia mba kely na tsy misy mihitsy ny "effets négatifs"; toy izay hampiasa zavatra maharikoriko sy tsy dia mbola voaporofo ary no ndeha handramana. Nareo ary v tonga de hino sy ho sahy avy atrany amin'ity feo re matetika ery Analakely na aty amin'ny tohatoha-baton'A/narenina ity oe:"Argile verte! manasitrana aretina maro, toy ny diabeta, ny prostaty,etsetra,..efa misy koa zao ny crème fanadiovana tarehy" dia miverimberina eo.
65. Veloo ( 13/02/2006 23:01)
mafana ny resaka ny toubib ato kle... tsara ka tohizo e. fa za aloha tsy hisotro pipi zany mihitsy e
arak'ireo filzany sasany etsy ambony ka aiza ko lasa dissolvant mihitsy :^):^):^):°)
66. watafon ( 14/02/2006 11:14)
veloo, efa nisotro dissolvant ngah njy? :-D:-D:-D
toubib, tsy laviko mihitsy ny voalazanao fa mba milaza ze itako sy reko fotsiny nge za e!
67. Veloo ( 14/02/2006 15:43)
wata a an3 mampiasa an'io manadio ny oho rehefa manala ny vernis ka :wink::-D:-D
68. watafon ( 15/02/2006 05:14)
hay v e!!! za ve nahalala
69. Veloo ( 15/02/2006 14:36)
:-D:-D:-D:-D
70. adidy ( 15/02/2006 17:09)
Miarahaba ny rehetra! Ilay argile verte indray ange ry toubib efa fantatra ny effet-ny e! En tant que cicatrisant na ivelany na anatiny! Fa ilay pipi tena any @ fady aman'olona mihintsy! Ny argile verte tsy mihambo hoe mahasitrana ny rehetra hatr@ Sida!!Izay no mahatonga ahy hiteny fa fanjanahan-tsaina ilay izy!
71. watafon ( 16/02/2006 05:46)
Adidy, mbo hazavao kely hoe fa tsy azoko ny mahatonga anao hiteny oe fanjanahan-tsaina ilay izy!
72. adidy ( 16/02/2006 11:50)
Ka ilay feeling hoe miara-misotro an'ilay zavatra ry nao an! Tao @ historiquen'ilay izy nisy membre an'ireny confrèrerie des franc-maçon ireny nanao démonstration t@ namany dia ohatran'ny hoe ranamana zany no tena danza satria nahavita ni-survivre uniquement nisotro ny azy! Ohatra ny hoe kaazana secte ilay izy amiko, ao ny secte satria mitovy firehana @ zavatra iray na filozofia iray!!
73. Veloo ( 16/02/2006 18:57)
8O8O beurrrrrrkkkk loza ndray zany ry adidy, kay nisy an'izany?8O
74. watafon ( 17/02/2006 10:39)
adidy, mba lalina ndray zany !!zay zany ange le nolazaiko e!
75. fijo ( 17/02/2006 20:20)
avelao ny vazaha hisotro ny azy any,fa tsika mananan bek's milay e.
76. fijo ( 17/02/2006 20:21)
wata sy adisy ary toubib an,
azafady hoe letsy isany,mba lazao ahy le signe ahafantarana ny diabeta.
misaotra e
77. watafon ( 18/02/2006 05:15)
lasa tia misotro rano b foana , d mikaly b ! fa ny tena tsotra d manao test na glycémie e! jerena zany ny fatran'ny siramamy ao anaty rà d hita ny valiny !! misy voan'io angaha @ fianakaviana tany aloha ?
78. Veloo ( 19/02/2006 23:49)
fijo a njy io zao tena mety ho hisy mihitsy fa mitandrema tsara an... ilay izy aloha hereditaire e
79. toubib ( 21/02/2006 12:49)
Arakaraka ny karazany le diabeta ka: misy ilay atao hoe "insulino dépendant" na type 1 izy zay raha tsy diso aho izany hoe mila insuline isan'andro ilay ol, d io le voalaza ery ambony raha vao mipotra ilay izy hoe: mahalany rano b (mety hahatratra 5 à 20 litres ny indray andro) satria makiana be d sady mangetaeta, sady tendan-kanina b, nefa d tena mihamahia vetivety monja sy mipipy be mitsy ary mahafaty veti2 fa mba mailo an!. Ny iray indray dia "non insulino dépendant" na type 2 izany hoe misy ilay insuline fa tsy mahay mapiasa azy ny vatan'ilay olona dia ireny matavy be ireny le izy matetika, saika soritr'aretina hafa mihitsy no iahiahiana azy matetika fa tsy dia mivantana loatra toa ilay iray: sarotim-pery, voan'ny cataracte na tratry ny infarctus du myocarde na avc ohatra, tsy afaka pertes nefa mba manaraka fitsaboana tsara izao etsetra... Matetika ny analyse systématique no ahitana azy ahalalana azy fa diabetika izy.

Raha misy olona ahiahiana ny ho voa kosa (oh hoe nisy diabetika tao amin'ny lafin-kavan'ny ray amandreny, na nisy zaza maty am-bohoka tany aloha tany na ny zaza be lanja loatra teo ampahaterahana >4kg) dia azo atao atao ny mijery "glycémie" le vao maraina tsy nihinan-kanina iny manodidina ny 0.7 h@ 1g/l eo no antoniny raha tanora ilay olona). Misy koa ny atao hoe Test de O'Sullivan, ny HGPO (hyperglycémie provoquée par voie orale).
80. toubib ( 21/02/2006 12:55)
Fa le argile verte kosa klou de miala tsiny fa betsaka ny olona efa nitondra faisana nandalo teo ambany masoko fa tsy sanatria dia tena pessimiste loatra zah: "aggravation-na ulcere d'estomac" efa nisy 2, dia "septicémie" tsotr'zao ny iray. Izany hoe ndeha atao hoe sendra ireo tsy nandairany ary zany zah e! Tsy lavina mantsy fa ampiasaina amin'ny fanafody sasany ny base argile toy ny bédélix, smecta na ny actapulgite koa angamba.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4252