Amaroli

41. Veloo ( 06/02/2006 20:18)
wata iza no mahalala knou njy mety hisotro an'io =))=))=))
42. watafon ( 07/02/2006 05:24)
veloo, zay vao tonga amin'ilay fitenenana oe ....:-D:-D:-D
43. adidy ( 07/02/2006 07:43)
Marina mihintsy aloha ny fitenin'i watafon hoe tonga @ fitenenana, ary araka ilay lazain'i toubib dia hitako fanjanahan-tsaina mihintsy ilay izy!!!
Sur aloha fa rah mbola tsy olona voa betsy hsoto an'iny mihins fa mampalahlo ilay olona ea voa be hatrahoe sida dia asan'ny lona misotro an'iny sa hoe efa mamoy fo??
T@ herinandro aho tafaresaka t@ néphrologue professeur ary nanontaniako izy ny @ heviny momba io dia hoy izy tamiko hoe efa tokony haka retraite aho izany fa izay indray no tsy haiko!!!
44. watafon ( 07/02/2006 09:11)
adidy,k raha nephrologue lesy no miteny an'izany d ahoana zany?:wink:
45. Veloo ( 07/02/2006 16:54)
wata inn lay fitenenana kay?:roll:
46. watafon ( 08/02/2006 07:01)
mihinana ny malotony e! :wink:
47. fijo ( 08/02/2006 20:35)
ny ahy ny mahagaga ahy dia izao.ny ankizy raha mipipi kilaoty ,ka tsy soloina dia lasa misy ferifery kely ny vatany(ilay faritra nisy pipy)ka hitsaboana ahoana aza le izy????
sa dia hoe :"samia mihinan'ny amaniny e",tsy ompa intsony izy eto an
48. Veloo ( 08/02/2006 20:59)
wata 8O
49. fijo ( 09/02/2006 04:42)
veloo tsy ndry anie no ilazany izany e
50. Fiffi ( 09/02/2006 05:20)
ka samy hafa ry fijo no hampiasaina ny pipi ah!
51. watafon ( 09/02/2006 05:38)
fijo, raha faritra madio tsy marary no asiana azy d tsy mety k ! fa raha fery kosa no diovina aminy d mihatsara hono !
veloo :-*
52. Veloo ( 09/02/2006 20:12)
wata a fantatro fa tsy za io ka :-D:-D:-D
ny dikan'ity 8O anie dia oe gaga e?
wata:-*
53. watafon ( 10/02/2006 10:15)
veloo,efa fantatro k ! :wink:
54. Veloo ( 10/02/2006 20:19)
wata :-D:-D:-D:-*
55. fijo ( 10/02/2006 20:22)
veloo 8O
56. fijo ( 10/02/2006 20:25)
ary raha anaovana handrana amin'ity moa ireo karana ireo.
57. watafon ( 11/02/2006 08:38)
fijo,hatraty k hatrary , andraso ary hisambotra iray za d teneniko nareo e!
58. Veloo ( 12/02/2006 00:27)
fijo:-D:{:-D:-D:-D tena manana alahelo be an'i karakana njy zany:-D:-D:-D
59. adidy ( 12/02/2006 19:37)
Faly miarahaba ny rehetra!
Watafon: marina mihintsy hoe raha ny néphroloçgue aza tsy manana hevitra manokana!!!
Ary iza indray no mahita hevitra hanao fanandramana @ karana??? Bedy eo an!!
60. watafon ( 13/02/2006 05:07)
i fijo sy veloo io dokotera an !!! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2565