Amaroli
101. fijo
(
02/03/2006 20:17)
izay mihintsy,efa tena tsy azo atao inona intsony vao hoe aiza radoko,aninona eo moa radoko,fa dia "constat de deces" sisa e
102. watafon
(
03/03/2006 17:56)
tena mbola maro ny oul manao toa an'izany aty anaty ala aty rizareo an !!
103. fijo
(
03/03/2006 20:10)
io letsy ,mila fanazavana saim bahoaka mihintsy an.tena mila hezaka be io
104. watafon
(
05/03/2006 16:44)
ezaka lavitr'ezaka b lesy zany an ! le fomba niainana hatrizay no namela tarazo manapy trotraka moa ny fahantrana
105. fijo
(
09/03/2006 21:24)
le izy dia eo amin'ny fampianarana mihintsy no tsy ampy e,raha tongan'ny fampianarana ny toerana rehetra,mba azo alefa ihany le resaka fanazavana,fa olona tsy nianatra ve atao inona eo
106. watafon
(
11/03/2006 18:39)
k zay mihitsy e! mariky ny fahantrana mihitsy ange le tsy fahaiza-mamaky teny sy manoratra e! izay tena ambony d ambony tokoa ny salan'isa ! raha mbo hitanreo moa lesy zany sipa 23 ans mananjanaka 8 zany aty anaty ala ty tena mahonena mitsy ! ampafahantarina azy ny methode fanabeazana aizana lazainy fa tsy mivavaka enao dr d eritrereto amzany lesy !!!
107. Veloo
(
13/03/2006 16:53)
wata a tena mampieritreritra kle...sur mihitsy aho zao fa tsy mitovy ny rain'ireo ankizy rehetra reo saha mitovy?
109. Veloo
(
13/03/2006 18:40)
tsssssssssss loza zany...:( angaha tsy misy fampianarana ho an'ireny vavy ireny any e?
111. fijo
(
15/03/2006 04:50)
veloo an,izy mihintsy no tsy te ahalala izay fampianarana any,ka sarotra be ny manao ezaka amin'ny olona manda ny hiezaka
112. watafon
(
16/03/2006 18:23)
zany tokoa ! k na d hiezaka ny hampianatra aza ange mety ho ny 1% ihany no hahazo ze hambara e!
113. fijo
(
16/03/2006 20:25)
eo ny olana.tamin'ny andronay de mbola nisy le SN rehefa hafaka bac.
de za tany ambato boeny sy madirovalo no nanao SN;
fa rehefa tonga ny fotoana fiasana sy fijinjana vary.dia ny ray amandreny mihintsy no mangataka amin'ny fampianarana,mba hamela "tsy hanasazy ny ankizy"fa tsimaintsy mandeha miasa tany ny anikzy.ary efa mahazatra le izy any,fa za naika sorena fa ny direktera mihintsy no nilaza tamiko fa efa fomba io.
ka fampianarana ahoana no ho vita amin'izany????programa inona no hoaraka eo????ary fahaizana toa inona no hoazon'ireo mpianatra????
de za tany ambato boeny sy madirovalo no nanao SN;
fa rehefa tonga ny fotoana fiasana sy fijinjana vary.dia ny ray amandreny mihintsy no mangataka amin'ny fampianarana,mba hamela "tsy hanasazy ny ankizy"fa tsimaintsy mandeha miasa tany ny anikzy.ary efa mahazatra le izy any,fa za naika sorena fa ny direktera mihintsy no nilaza tamiko fa efa fomba io.
ka fampianarana ahoana no ho vita amin'izany????programa inona no hoaraka eo????ary fahaizana toa inona no hoazon'ireo mpianatra????
114. adidy
(
17/03/2006 19:39)
Ny ahy indray ny tantara efa henoko @ ilay Sn, dia rehefa tonga ny SN avy aty TanĂ , dia faly daolo ny tovovavy mankao @ ilay mpampianatra, dia manatitra sakafo: akoho, akondro, hoe ity ny sakafo ramose.. Dia rehefa tonga ny fotoana fiovan'ny SN dia maromaro ny zaza teraka , fa efa fomban-tany e!!
115. fijo
(
17/03/2006 20:17)
tany ambato koa izahay nisy nanao an'io,fa ny tena tanjony tsy hiteraka,fa io le fotoana tsy hianarana io.fa dia marina tokoa aloha fa isan kariva dia maro vavy tao aminay e.fa izahay moa virja de.......