Liste des messages

Liste des messages, inserés par adidy, par ordre de date
adidy ( 15/07/2009 20:33)
toerana mariazy
manao ahoana daholo! Elaela tsy nandalo! Mitady toerana fanaovana mariazy any Dago, route d'Ambohimanga iny, Ilafy, raha misy adiresy internet, numéro téléphone, traikefa t@ ilay trano, misy traite... suite
répondu par Mirananirina le 17/07/2009 08:32
adidy ( 24/08/2008 11:53)
SOS lucy
Faly miarahaba anareo namana rehetra! Ao @ forum wanadoo madagascar rubrique fitiavana, sujet: SOS, dia misy mangataka fanampiana ho @ vadiny any M/kara 40 taona voan'ny tumeur cérébrale! Inona no ... suite
répondu par adidy le 29/08/2008 14:57
adidy ( 29/03/2007 08:08)
otra
Za ry reto mba mitady centre de massage ankoatra homéopharma ao Tana , manao massage amincissant, mampiasa huiles essentielles. Efa nahita ao Isoraka fa tsy hitako intsony ilay siten-dry zareo. Sao ... suite
répondu par Soahary le 01/05/2007 12:22
adidy ( 16/03/2007 12:54)
RNS
Iza indray no handeha RNS:lol::lol:... suite
répondu par sipagasy le 16/03/2007 14:43
adidy ( 16/02/2007 12:56)
filazana manjo
@ maha-mpinamana antsika eto sy @ maha-malagasy!! Misy tanora vavy 20 taona mpianatra tao Strasbourg nantsoin'ny ray hody any aminy: dia Rtokely: ANDRIAMORA ROJO, tampoka ny fahoriana ary tsy nanana ... suite
répondu par booboo le 08/03/2007 17:53
adidy ( 19/10/2006 19:56)
La 2
hitanareo ve ilay émission sur la 2 izao; A vous de juger?... suite
répondu par Fiffi le 22/10/2006 19:48
adidy ( 17/10/2006 21:27)
chataigne
Aty aminay izao fotoanan'ny chataigne ka raisina an-tanandroa ny re7 rehetra! Ny ato izao dia nandrahoiana t@ rano nandritra ny 3/4 h hono dia avy eo samy mamofy ny azy!! Tsara be nay ao anatiny! Vao... suite
répondu par andry08 le 22/10/2006 19:00
adidy ( 13/09/2006 19:48)
télé gasy
Hono ho aho ry reto! Mety hoe mahazo télé gasy ve aty Frantsa ? Dia câble ve sa canal satellite sa TPS no mahazo ?... suite
répondu par Papoose le 04/12/2006 03:10
adidy ( 12/09/2006 17:08)
otraotra
Vaovao mahafaly ho antsika tia otraotra fa t@ nandalo tany Dago dia nanao an'ilay massage tao @ homéopharma aho fa dia efficace tsara. Tsy misy effet @ poids aloha mazava ho azy raha ny fihinana kal... suite
répondu par adidy le 24/09/2006 20:49
adidy ( 17/07/2006 17:28)
ivato
Manahirana ve ry reto raha mitondra ordi portable any Dago eo Ivato? Mila vaniny ve ny douanier?... suite
répondu par Fiffi le 04/08/2006 04:30
adidy ( 12/07/2006 15:29)
naoty gasy
Sao dia misy manana partition piano ireny mpihira malagasy fahiny ireny isika?... suite
répondu par adidy le 30/07/2006 10:35
adidy ( 12/07/2006 15:27)
phytoline
Iza amintsika no efa nampiasa produit phytoline? Aiza no misy centre de massage amincissant tsara ao Tana ka mifanahantsahana ny sarany sy ny vidiny?... suite
répondu par adidy le 15/07/2006 07:14
adidy ( 23/06/2006 20:03)
fankalazana ny 26 jona
Nieritreritra ny hanangana dispensera ny any ambanivohitray ary mananentana ny zanaka am-pielezana @ izany! Dia nahita hevitra ny hanao varotra fampisehoana ao am-piasana aho ho fampahafantarana an'i ... suite
répondu par fijo le 30/06/2006 18:27
adidy ( 21/05/2006 08:04)
ravin-tsosety
Nomen'olona ravin-tsosety za ka raha mba misy afaka mampatsiahy recette gasy mafilotra dia raisina an-tanan-droa!... suite
répondu par boubounezy le 01/07/2006 10:45
adidy ( 20/05/2006 10:47)
choralie
Sao dia misy mandeha choralie any Meulun isika namana eto @ serasera @ ity week end ny 25 ity? Zay mantsy mba te-hanao revanche ny tsy nihaona t@ RNS.... suite
répondu par Fiffi le 08/06/2006 19:10
adidy ( 01/04/2006 15:30)
fialam-boly
Mba saika hanontany hoe inona ny fialam-boly ankafizinareo??... suite
répondu par kala le 19/04/2006 10:34
adidy ( 18/03/2006 09:54)
koba
Iza no manana recette koba ilay lavalava be dia ilay misy akondro sy voanjo?... suite
répondu par fasoa1 le 27/04/2006 08:52
adidy ( 25/01/2006 16:20)
Amaroli
Faly miarahaba ny rehetra! Fantatro fa ny ankabeazantsika midinidinika eto dia tia ny fitsaboana ara-voajanahary daholo! Ka ahoana ny hevitsika @ amaroli na urinothérapie! Indrindra fa isan'ny mpamak... suite
répondu par fijo le 22/03/2006 21:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0231