La 2
1. adidy
(
19/10/2006 19:56)
hitanareo ve ilay émission sur la 2 izao; A vous de juger?
novalian'i Fiffi ny 22/10/2006 19:48
4. booboo
(
19/10/2006 20:02)
pissoa > :-D:-D:-D zà efa maika ery hamaky ilay raha kay laozany mivanitika fotsiny
5. Fiffi
(
19/10/2006 20:28)
ka zah zao eto @ pc eto de tsy afaka mijery télé koh ! de mba tantarao eh !:)
6. winky
(
19/10/2006 21:35)
Na lé minisitra na lé realisateur manao tononkalo daholo fa resabe tsy mitondra makaiza io,ilay tanora sy ny polisy ary efa tapa-kevitra ny hifanimba hatram'farany raha dinihina.Asa izay andresy fa ny tena loza dia vô mie maha-kivy an'ireo vazaha "tompo-tanana" mpitazana lé zavatra ka aiza no tsy hiakatra ny chauvinisme (fa tsy racisme kosa,resaka afa indray io) ka na ny mipetraka tsara ary victime...
7. hery
(
19/10/2006 21:35)
Tsy tiako ilay izy.
Ataondry zalahy Tavaratra ireo tsinontsinona mihitsy ny mainty niaraka taminy kanefa rehefa izy no negliger-na dia miakatra ery.
Tsy marocains sy tunisiens fotsiny no nanampy ny frantsay fa ny gasy koa aza nisy. Fa izany hoe atahoran'ny frantsay ny tavany satria mora migafy... dia andrianina ery.

8. winky
(
19/10/2006 21:45)
susceptible tsisy ôtran-zany ry zalahy ny tena marina sady raha ny fahitako azy,manodidina ahy misy tavaratra,namako akaiky,fa tena efa anatin-dry zareo mihitsy lé mafana fo sy tia mihetraketraka.Ny sasany mipetrapetraka ihany matetika fa misy ihany fotoana hipotran'lé izy mazava be miharihary.Ka ohatrany vô misy zavatra kely miseo mety mahakasika an-dry zareo dé io fa manararaotra...nefa ny mainty mahagaga fa rehefa nisy ny raharaha cachan tsy mba hita nitarika gafy be ohatran'ny t@ heritaona.
11. fijo
(
19/10/2006 21:58)
tsikaritra fa tsy mahay miresaka ny tanora avy eny amin'ny cite.zatra le herisetra,ka vao hevitra no ampiadiana dia manangana.
tsy gaga aho raha kivy amin'ny vahiny ny olona aty
tsy gaga aho raha kivy amin'ny vahiny ny olona aty
12. winky
(
19/10/2006 22:05)
telo lahy izahay,mpinamana be aty andafy aty ka frantsay pure ny iray ary tavaratra ny iray.Miady hevitra matetika ny momban'ireny herisetra ireny.Mba nangataka ny hevitry ry zareo aho momban'ny fampitahana ny lazain'ireo fa fasahiranana manosika azy hietraketraka io sy ny fahantrana any @tsika,izay tsy ahitana an'izany loatra raha ny hitako t@ vacances farany teo.Rehefa nande ny ady hevitra dia tsy nisalasala mihitsy ingahy tavaratra nilaza ahy fa tokona andray ny fitaovam-piadiana isika gasy hanafika ny frantsay.sady nampiomehy no nampataohatra...
13. Fiffi
(
20/10/2006 05:42)
winky:tsy mahagaga ahy raha zany no zavatra nolazain'le tavaratra ! sssshhhhhh !! de hitondra ho aiza anefa zany avy eo ? de ho vitan'ny gasy koh ve ny hanafika ny frantsay ? rediredy zany eh ! ny tavaratra aloha efa zatra migafy eh ! fa tsy handeha hanaraka ny hadalny koh ny olona an!
tsy nisalasala mihitsy ingahy tavaratra nilaza ahy fa tokona andray ny fitaovam-piadiana isika gasy hanafika ny frantsay.
14. fijo
(
20/10/2006 21:59)
ka izay wa no olana,tsy zatra miresaka ,hany ka vao tsy mifanaraka amin'izay tiana ho heno,dia gidraka ihany?
adinony,fa ny gidraka,dia farany rehefa tsy misy intsony ny hevitra
adinony,fa ny gidraka,dia farany rehefa tsy misy intsony ny hevitra
15. Fiffi
(
21/10/2006 08:02)
ka zao kosa aloha an! ry zareo ange tena tsy azo resahina moramora fa raha vao resahina ry zareo de managam-peo eh!
16. kelly13
(
21/10/2006 12:26)
hery:
Tsy tiako ilay izy.
Ataondry zalahy Tavaratra ireo tsinontsinona mihitsy ny mainty niaraka taminy kanefa rehefa izy no negliger-na dia miakatra ery.
Tsy marocains sy tunisiens fotsiny no nanampy ny frantsay fa ny gasy koa aza nisy. Fa izany hoe atahoran'ny frantsay ny tavany satria mora migafy... dia andrianina ery.
za d d'accord @ teninao! otran'ny hoe ny tavany rery no niady ho an'i reny malala fa ny sasany sahala @ tsy nisy! ny an'i hery klou no novaliko fa sao d tsy tadidiko eo ny tiko lazaina aveo, efa antitsa eee
ary jereonareo kou ty resaka tsisy ttsy ty! ahona ny maizina fôna no lazaina? midika v fa ny tavaratra reetra eto manana ttsy aradalana dol? je ne le crois pas.
17. kelly13
(
21/10/2006 12:32)
hay d zao kou no zvt no remarquer-ko, ny tavany avo vava etc... fa refa tena valina ôtran'ny fombany izy d mifitsaka! ary ry zareo mpanao angaredona fa rehefa irery tsy mahateny sy tsy mahetsika! za klou tsy raciste fa tena miala tsiny fa tsy mba tia an'ireo oul ireo aho e! eto akaikinay hozy nareo misy pavillon kely zay, efa ho 6 sa 7 ny boites aux lettres ao! ary tavany dol an! ry zareo le mitango lalitra e!! masosotra ahy mintsy ny mijery azy, mdrrrrrr!!!!
18. adidy
(
21/10/2006 23:25)
Ny ahy ny hitako @ zareo dia tsy voafolaky ny vazaha mihintsy ny lohabeny ary tsara izany satria raha mba nanana ny 1/10 ny mafana rà angamba isika malagasy dia tsy dia voahitsakitsaka loatra!
Tsy mankasitraka ny hery setra aho fa ny hitako aty an-dafy dia trop bon=trop con, fa rehefa masiaka kosa ianao dia voahaja sy atahorana ery!
Marina fa tsy ry zareo ihany no niady ho an'i Frantsa reny malala fa ry zareo ihany no sahy mitabataba mangataka ny tokony ho azy!!

19. Fiffi
(
22/10/2006 19:48)
ny zavatra tsikaritro koh de zao an! ohatra hoe misy polisy agrésen'ny tavaratra de tsy milaza mihintsy ny télé na hagety hoe tavaratra no nanao azy satria matahotra ry zareo !