koba
![](https://avatar.serasera.org/e1abdadedec9aef63eb774b3c43cb366.jpg)
1. adidy
(
18/03/2006 09:54)
Iza no manana recette koba ilay lavalava be dia ilay misy akondro sy voanjo?
novalian'i fasoa1 ny 27/04/2006 08:52
![](https://avatar.serasera.org/e1abdadedec9aef63eb774b3c43cb366.jpg)
6. adidy
(
19/03/2006 19:41)
Veloo: hay ve tsisy akondro e! Dia miandry an'ilay recette fa efa maromaro no te-hihinana koba o!!
![](https://avatar.serasera.org/e1abdadedec9aef63eb774b3c43cb366.jpg)
18. adidy
(
01/04/2006 15:26)
fffi: ka ilay ao anty recette ange hoe tanehana mandritra ny 24 h ilay koba e!!! Dia tsy haiko hoa ahoana ny hanaovana an'izany!!!:roll::roll:
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
19. Fiffi
(
01/04/2006 16:01)
raha tena marina aloha dia tena tsy mahay koa zah an! sao dia hoe halona mandritry ny 24h ny vary ? satria efa nanao an'io aho dia nalona nandritry ny 24h ny vary zay vao mixena nanaovako koba miaraka @ akondro fa nofonosako papier allu fa tena nety tsara mihintsy an!
![](https://avatar.serasera.org/04de797985231ca08eeae679748e7a0c.jpg)
20. kinaoly
(
01/04/2006 16:10)
Ny ingrédients aloha raha hietsena dia:
- ravin'akondro (any @ mpivarotra sakafo exotique na pakistanais na chinois ex: Tang à Paris 13ème)
- kobam-bary
- siramamy
- voanjo manta
(1) Ny ravin'akondro dia mila hatao malemilemy ary atao mandalo amin'ny lela afo. Mampalemy ny fibres ao anatin'ny ravina ny lela afo.
Ny kobam-bary sy siramamy afangaro ho pâte marihitra tsara miaraka amin'na rano fa iny no mamono ny voanjo rehefa avy eo.
(2) Ny voanjo dia endasina ary avy eo totohina vaventy (grossièrement) miaraka amina siramamy. Ny dose eto dia tant pour tant. Raha iray kilao ny voanjo, dia iray kilao koa ny siramamy.
(3) ny vatan-koba = (1) + (2 ), zany hoe (2) ao ampovoany + (1) manodidina
Fonosina @ ravin'akondro avy eo ary Ficelle de cuisine dia azo amatorana azy, na koa tady kelikely.
Andrahoina @afo malefaka ary rakofana rano foana ny koba. Maharitra 24 heures vao tena masaka tsara ny voanjo ary caramélisé ny siramamy.
Mila fanandramana amin'ny voalohany vao tena mety.
De : Nenitoa Nalisoa (traduction Ramatoa Fafah)
za zany le mba mitatitra fotsiny fa mbola tsy nahandro