koba

21. adidy ( 01/04/2006 17:55)
kinaoly: ka io mihintsy ilay recette hitako fa ny tsy azoko hoe azo andrahoana imbetsaka ve ilay izy dia ny taotaliny 24 h??? Eo mantsy ny olana8O8O
22. Veloo ( 02/04/2006 03:15)
adidy eo mihtsy ny olana wa8O
23. Fiffi ( 02/04/2006 05:57)
aleo aloha miandry an'i kinaoly de ho hita eo !
24. kinaoly ( 03/04/2006 14:36)
avela eo ambony afo foana mandritra ny 24h ka
afo malefaka de tapohina rano matetika atao zay mahadifitra azy, tsy avela ritra. asa be fa ny hatendana mahazaka maniraka :°)
25. Fiffi ( 04/04/2006 04:21)
:-D
26. adidy ( 06/04/2006 20:01)
Kinaoly: misaotra @ toro hevitra fa raha izay no arahina dia mety tsy hihinana an'ilay koba ataoko mihintsy aho aty! Iza akia no ho tazonina hiandry an'iny 24 h eo!! Ary mba dokafy ny mpivaro-koba rehefa any an-tanàna fa kay kandra be!!!
Fifi: asa hoe inona no sary fihetsem-po mifanaraka @ nolazaiko teo?
27. mirana5 ( 09/04/2006 16:58)
hitako no lafo b ny vidin'y koba kay razana be ny fanaovana azy koa, dia mila vilany lavalava oatran'ny poissonière zany andrahoana azy? , ny afo koa ahoana ndray koa ny fandehany houuuuuuuuu:?::{:{:roll::roll:
28. fasoa1 ( 21/04/2006 10:20)
Hono oa, raha tsy misy ravin'akondro ve de tsy mety?de inona no anaran'ny kobambary @ teny frantsay sa semoule de blé?valio e fa maika be za hanao koba
merci
Fasoa
29. fasoa1 ( 27/04/2006 08:52)
Kinaoly a mba valio ange ny fanontaniako e?vilany be fotsiny de mahavita koba e?tena maika mitsy aho anadrana fa miandry ny valinteninao Kinaoly, merci bcp
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0579