otra
1. adidy
(
29/03/2007 08:08)
Za ry reto mba mitady centre de massage ankoatra homéopharma ao Tana , manao massage amincissant, mampiasa huiles essentielles. Efa nahita ao Isoraka fa tsy hitako intsony ilay siten-dry zareo. Sao misy mahalala ny adiresy ny ny n° phone? Sa koa misy mahita hafa mba vidiny mirary?
répondu par Soahary le 01/05/2007 12:22
2. ftma
(
29/03/2007 08:51)
toa misy mpanotra mahay izany any Ambohimanambola, andraso fa alaiko ny phone fa toa mandeha any antrano ilay ramatoa.
3. kelly13
(
31/03/2007 11:27)
teny alasora teny kou, fa tena tsy haiko ny coordonnees-ny, miala tsiny
7. fasaly
(
31/03/2007 20:24)
tena tsy haiko ndra yzany de aiza no horina ri sipagasy raha izany:roll:
8. adidy
(
01/04/2007 19:54)
Dia misaotra mialoha @ hevitra!!Ilay mankany an-trano aloha no tena tsara, fa raha tsy izany raha mbola centre ville dia tongako!!
Sitlo: ilay otran'ny polisy aloha angamba aleo hijanona:°)
Fasaly: sady mampahia ny miotra no mahatsara circulation, misy action drainage. Moa rehefa miotra @ huile essentielle dia misy vokany koa ireny!! Sady manala havizanana koa!!

9. sitlo
(
01/04/2007 20:54)
otran'ny pra no tena mampahy koa
raha tena te hahy i adidy dia jereo ilay tenenin'i meva2 ao amin'ny fahasalamana. Moborotsaka hatramin'ny patal.
raha tena te hahy i adidy dia jereo ilay tenenin'i meva2 ao amin'ny fahasalamana. Moborotsaka hatramin'ny patal.
11. sipagasy
(
03/04/2007 10:25)
fasaly:
tena tsy haiko ndra yzany de aiza no horina ri sipagasy raha izany:roll:
ny nataoko aloha fa nijanona moa aho avy teo satria nifindra toerana ilay mpanotra ahy taty, dia ny faladian-tongotra aloha ny anombohany azy, (resaka reflexologie) avy teo dia ny kibo e!, fa niaraka t@ fitandreman-kanina izany rehetra izany aloha e!, ny felan-tanana kosa ny amaranany azy, fa tena nety akia annnn, indrisy fa alavitra be ny misy azy @ izao fotoana izao :-o