toerana mariazy

1. adidy ( 15/07/2009 20:33)
manao ahoana daholo! Elaela tsy nandalo! Mitady toerana fanaovana mariazy any Dago, route d'Ambohimanga iny, Ilafy, raha misy adiresy internet, numéro téléphone, traikefa t@ ilay trano, misy traiteur sa tsia ets! Misaotra mialoha
2. booboo ( 15/07/2009 20:58)
Tena ela beeeeeeeeee tsy nandalo fa tsy elaela fotsiny :°), tongasoa indray :)

:arrow:
3. adidy ( 15/07/2009 21:33)
tena ela be mihintsy :oops: , fa izao tena mila fanampiana be!!!! :^)
4. hana ( 16/07/2009 01:58)
sahamadio Ilafy : champétre, resto manana traiteur,
raha toerana fotsiny dia FOFIKRI Ilafy ihany
Miankina koa @ hoe firy ny isan'olona, misy mandeha transport en commun ve ets satria ny resto Tsara sakafo Ambatobe na Analamahitsy koa tena tsara fa tsy mahazaka be
5. adidy ( 16/07/2009 13:20)
200 ny olona , mety tsy mandeha transport en commun, tsy azoko tsara ilay sahamadio: ianao zany no tsy maintsy maka traiteur?
6. hana ( 16/07/2009 14:59)
miarahaba anao indray adidy, restaurant ilay Sahamadio kah, efa manana ny mpahandro sakafony izy. Ohatry ny mifampiraharaha @ restos rehetra. Misy koa ary ambatobe tsy lavitra ny lycée français (sy ny tranon'i TGV), tsy tsaroako ilay anarana fa tsara koa ila izy sady mahazaka izany 200 izany
7. adidy ( 16/07/2009 17:02)
hana : misaotra @ fikarakarana! Raha tadidinao ilay anaran'ilay toerana na ny numéro dia omeo ahy
8. Mirananirina ( 17/07/2009 08:32)
tena tsy mahay aho adidy an,azafady
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1032