Ny lehilahy no mazava kokoa

1. hery ( 26/01/2006 10:20)
Marina fa maditra ny lehilahy matetika, mafimafy loha sns.. fa ny lehilahy no mazava fo kokoa eo amin'ny lafiny rehetra.
Sincère, tsy mitana an-dolompo, mora tezitra kanefa mora afaka, mora manadino ny ratsy atao azy, mora mitia (na dia hoe mora misaraka aza rehefa tsy hay ny mitazona azy)

Ny lehilahy koa tsy dia manafinafina ny momba azy izany (ny vehivavy hono tsy azo anontaniana taona sns).

Dia jereo anie ny eto amin'ny serasera e?
Ny namana Rehetra : 6755
Ny vehivavy : 1944
Ny lehilahy : 2917

Nahoana no betsaka kokoa ny lehilahy mitonona hoe lehilahy noho ny vehivavy mitonona hoe vehivavy?

Hafa ihany ny lehilahy :-) fanaka matanjaka :-p
novalian'i pitchou ny 09/02/2006 04:29
2. sasa ( 26/01/2006 10:50)
:-D:-D:-D:-D:-D Hery hi hihihihi mampmé mintsy elah! le isany aloha tsy d mahagaga loatra fa le hoe fanaka matanjaka ko mampmé an'ahy:-D
3. kiry ( 26/01/2006 10:59)
mazava fo nylehilahy kanefa mahay manfina kilema saahoana
4. Vahinala ( 26/01/2006 11:03)
Zay ndray le izy fa miverina, fa raovina ihany aza nareo lhl reto vao tsy hiteny tsony hoe fanaka malemy zay e ! Amin'ny lafiny 1 misy ekeko ny tenin'i hery satria marina mintsy hoe ny lhl mazava fo kokoa, za manokana zao aleoko minamana am lahy toy izay vavy satria ny vavy samy vavy tsy maintsy misy blème foana !
5. fasaly ( 26/01/2006 11:38)
hery: zay kalou de marina e! fa na izany aza misy misingana ihany lehilahy manoatra noho ny vehivavy ka izy manao izay tena krapilo mintsy
6. mamzelkely ( 26/01/2006 11:43)
fasaly misy pire noho ny vh v aza reny lhl reny ko chochotte de première mits:-D
7. fasaly ( 26/01/2006 12:09)
ka zay wa! ny vehivavy foana no voateny:(
fa na izany aza marina lay tenen'i hery ka!
mora milamoina ny lahelahy, mosaotsa azy reo:wink:
8. jentilisa ( 26/01/2006 12:11)
fa ny ankapoben-dehilahy koa no lazainy e!
9. mandrindra ( 26/01/2006 12:59)
Ny lahy sy ny vavy
dia samy manana avy
izay fahatsaràny
kanefa hafa ihany
izany atao hoe lehilahy

Henri Ratsimbazafy
10. tivinah ( 26/01/2006 13:38)
Italic textMarina daholo izany rehetra izany kanefa ny fanontaniana mipetraka dia hoe: isika miteny eto izao ve mba manana toetra tahaky ny ahoana avy, e! mba fanontaniana ihany iny an, valio
11. lucienr ( 26/01/2006 13:46)
salut,
toa mahafinaritra izy zany.
ary aon le tenin'i Turbo hoe miatsara velatsy ny ...
ny lah io sa ny vavy ko, sa iza marina?
zah lou toa manaiky zany e, saingy tsy ny rehetra na ho e tsy ny sip rehetra no tsy mazava...
sa ???
12. rurik ( 26/01/2006 14:09)
Hery le we ny vhv tsy azo anotaniana taona marina ny azy raha vao miresaka dia firy taona ianao ?? dia izy anefa raha tsy miverina manotany ianao dia tsy milaza izy an , dia izay olona miresaka aminao dia firy taona ianao io fona no fanotaniana miverimberina . ka makaleo kosa ny farany ka .
13. Fiffi ( 26/01/2006 15:30)
hery: ireo lazainao ireo izany no mahatonga ny fitenenana hoe " ny lahy hazon-damosina hiankian'ny vavy" ary marina mihintsy ireo voalaza ireo , ny ahy ny tena mahalasanan'ny saiko dia ny lahy rare mihintsy no ahitana anareo mitomany ,
rurik: :-D:-D:-D izaho aloha dia tsy mampaninona ahy ny milaza ny taonako e! tsy hitako koa izay hanafenana an'izany satria raha mitady namana aho dia ny taonako mihintsy aloha no lazaiko e! :-D:-D
14. Veloo ( 26/01/2006 16:49)
tsssss betsaka mihitsy ny lehilahy mitazona lolo-po knou ... tsy azo atao general io hevitra io..:roll:
15. pitchou ( 26/01/2006 17:50)
hery> alaivo sary an-tsaina ny paozinao sy ny hatezeranao ary ny fahaizanao mamela heloka raha sanatria (sanatria hoy aho) ny olon-tianao andefimandrinao no lasa miaraka @ lehilahy hafa ary mahavita mihoatra ny ataony miaraka aminao any, mampirafy anao!!!! tsotra: zavatra sahala @izany no tadiavinareo lehilahy ho heklen'ny vadinareo ka tsy mazava fo raha toy ka tsy manaiky ny hanaovanareo an'izay! dia raha ampifamadihana ny fanao, dia mba @izay mba mazava fo koa le vehivavy? satria ianareo mba hizaka ny tsy eran'ny sainareo koa?
16. Vahinala ( 26/01/2006 18:18)
pitchou > =D=D=D=D=D=D dakoro aminjy za.
17. Herimiafina ( 26/01/2006 18:42)
Ka normala be satria misy ifandraisany amin'ny taovampananahana, ny an'ny lehilahy ety ivelany, ny an'ny vehovavy any anatiny, dia manaraka izy ny toetra na ny caractère.
18. cutie ( 26/01/2006 19:02)
tsy mitombona zany
19. Herimiafina ( 26/01/2006 19:06)
Porofoy ary knou, hehehehehe:-D:-D
20. cutie ( 26/01/2006 19:08)
za tsy mahay manaporofo , fa haiko fotsiny we tsy mitombona :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3611