Ny lehilahy no mazava kokoa

21. jennifer2 ( 26/01/2006 23:05)
Herimiafina!:twisted:, na te hanaiky an'le hevitra ary aho de teneniko indray hoa be ny lehilahy no tena mbola maizina noho ny vehivavy!
22. sasa ( 27/01/2006 04:02)
Samy misy maizina daholo na ny lahy na ny vavy, fa tsy voatery ho vehivavy ihany kosa e!:-D:-D
23. pitchou ( 27/01/2006 05:18)
tsy hitako izay problemanareo lehilahy @izany kou klou e! rehefa tsy tianareo ny vehivavy, fantatrareo ny alternative azonareo atao! rehefa tianareo, .... aza reraka manaratsy fa iareto fotsiny eo e!
24. rooj ( 27/01/2006 06:21)
Eny e!tsy lavina izany fa zao kosa, za tsy manaiky hoe tsy mitana alaelo am-po ela ny lhl, satri misy sasany ady tany am-pianarana efa ela, indrindra raha hoe resak vevavy lé ady, dé mbola mitohy fôna izany refa aty aorina. Manontany ndray ary za (pour les gars), raha ohatra ve misy vevavy ray mafinaritranao nefa tsy azonao, fa ny namanao hafa no nahazo azy, aôna ny fihetsikao amizay fotôna izay. Hitana alaelo ve enao ra toa ka mifanena 10 taona aty aorina?
valio re aaaaaa !!!!
25. Herimiafina ( 27/01/2006 06:29)
Ka tandremo koa fa misy ny sarimbavy kah, lehilahy be izao kanefa otran'ny misy hormone vehivavy, asa oestradiol sa pregnsndiol mikoriana any amin'ny rà-ny any klé. Manontania tena raha tsy de misy volombava firy klé, mila mitsindrona androsterone kely klou. hehehehehe:-D:-D
26. peta1 ( 27/01/2006 06:55)
slt marina mitsy alo le tenenin'i hery fa kosa ny sipa ko nge mba manao an'izany e! fa tsy nareo lhl ian.de hoandrà fasaly:ina ko zao dikan'le hoe misaotsa nareo e! mba mahaiza manoratra tsara fa tsissssssssss:lol:
27. majakely ( 27/01/2006 07:07)
fa i peta1 io zany mahay manoratra tsara an ???:lol::wink:
28. peta1 ( 27/01/2006 07:13)
tena mahay mitsy rity a!fa zan majakely zan ko ary mba manaôna?tena manja ve garangeso be?8O:°):-o:b
ary tony ve^:^ mitovy hevitra @ hery?
29. majesty ( 27/01/2006 07:37)
Hafa ihany ny lehilahy klou e,tsy adala Atra namorona ny lehilahy voalohany fa ambina piesy sisa no namoronany ny vehivavy :-D:-D:-D ts'isy tezitra eo an,
30. Vahinala ( 27/01/2006 07:41)
peta1 > Hafa kely ndray zany firesaky ndry zany an !
31. tiatsara ( 27/01/2006 08:09)
tsy maninona e ! aleo nareo atao hoe mazava, ekena mba tsy hifandirana, kanefa i Henri Ratsimbazafy mihitsy no manohy lay hira hoe : fa asa angamba zay niafaranay lehilahy raha tsy teo ianareo vehivavy ?

Herimiafina a ! manam-pahaizana be loatra e ! ;-);-)
32. Vahinala ( 27/01/2006 08:27)
Na ny lahy na ny vavy amiko samy manana ny kilemany daholo fa mifameno ireo amin'ny fiainana.
33. ANARIM ( 27/01/2006 08:28)
tiatsara : any zany! tsy mavita azy akia reo bandy reo refa tsy eo ny sipa a! bobaka tsy amin'apa!
zà manamafy le tenin'i henri ratsimbazafy an! "asa ze iafaranareo lehilahy raha tsy eto zahay vehivavy" fa zà manokana klou tsy haiko ny miaina raha tsisy ny lehilahy klé!, manjary tsisy fanaka matanjaka:lol:
34. Fiffi ( 27/01/2006 09:48)
ANARIM: ny ahy ataoko fotsiny hoe " raha tsy teo ny vehivavy" :-D:-D:-D
35. dadabe ( 27/01/2006 11:31)
lehilahy=milay daholo :^)
36. mamzelkely ( 27/01/2006 11:36)
vehivavy = milay dôly ko sady mijaly ny lhl vô tsisy vhv:-D
37. Vahinala ( 27/01/2006 11:49)
anarim > Zay mintsy aky a, zay no tiako lazaina hoe mifameno ireo, ny vavy mila ny lahy ny lahy koa mila ny vavy dia zay réciproque io fa amiko tsy misy hoe iza no milay kokoa.
38. mandrindra ( 27/01/2006 12:35)
vahinala, marina ilay hoe mifameno fa tsy maintsy misy milay kokoa na dia mifameno aza, ny hoe iza no tsara kokoa dia cas par cas iny fa tsy azo atao faobe.
39. pitchou ( 27/01/2006 17:00)
mahita ny tenanao milay enao ko no miaritra vehivavy? tsssss! tsy mbola milay izany! :twisted:
40. Veloo ( 27/01/2006 17:13)
=D=D=D=D ieeee pitchou=D=D=D zany ka vehivavy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2488