Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rvoulah
(
22/01/2006 19:33)
Namana iray
Amintsika rehetra ireo , samy manana ny namany daholo. Tsy olon-tiana no tiako holazaina eto , fa ilay namana iray nfidianao tao anatin'ny maro na hoe"meilleur(e)ami(e) amin'ny teny vahiny!
Ny mba ti...
tohiny
novalian'i Roch ny 12/04/2006 20:48
booboo
(
22/01/2006 13:47)
Andriamanitra, Zanahary, Andriananahary ...
Naninona kay no ireo anarana ireo no nasain'ny misionera voalohany tonga taty M/car iantsoana an'i Jesoa ? Nefa dia hain-dreo tsara ( sa tsy hainy ? )fa raha samy hafa mihitsy ireo teo @ tontolo tsy h...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 17/12/2012 05:33
pissoa
(
22/01/2006 13:30)
Fampidirana hevitra ao amin'ny Tahiry
Ahoana kay ny fampidirana hevitra ao ami'ny Tahiry serasera http://serasera.org/tahiry/
Nandeha teo amin'ilay hoe [i]Hampiditra hevitra[/i] aho dia lasa tany amin'ny Vavahady Serasera :roll:...
tohiny
novalian'i pissoa ny 22/01/2006 14:51
dadabe
(
22/01/2006 03:39)
paska , paques , paka
aminao inona no tena hevitr'io teny io?
ahoana no fomba hankalazana azy?
mbola ilaina ve izany amin'izao vanin'andro hiainantsika izao ?...
tohiny
novalian'i marozevo ny 26/03/2006 23:10
Fiffi
(
21/01/2006 18:09)
Hambom-po
Lasa indray ny heritreritro hoe mety efa naheno ary angamba efa samy niteny an'ity isika hoe " hambom-po" na koa hoe " mba manana hambo " na hoe " tsy mana-kambo , nefa moa inona marina no tena tandri...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/02/2006 05:37
bonaventure
(
21/01/2006 12:42)
vehivavy inona
Miarahaba ny namana malagasy rehetra ,ny resaka hatsidika dia momba ity vehivavy iray izay nitantara t@ vadiny ny zavadoza nataony,toy izao ny tantara: fianankaviana musilman iray mipetraka ao Ambohi...
tohiny
novalian'i bonaventure ny 21/02/2006 15:49
xxx
(
21/01/2006 11:52)
inona marina no tena dikan'ity teny ity any e
any atsimon'ny nosy dia toa hoe tena teny ratsy izany BADA MENA izany izay mahalala aoka mba hilaza ny tena dikany!!!:roll:...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/01/2006 04:33
hery
(
21/01/2006 11:19)
Lohahevitra vaovao - Hoy ny gazety
Lohahevitra vaovao nosokafana eto amin'ny serasera.org indray ny hoe "Hoy ny gazety". Ato amin'ity lohahevitra ity no apetraka ny famintinana na ny vaovao an-gazety. Ezahina ny hametraka vaovao an-gaz...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 31/01/2006 10:44
hasiniony
(
21/01/2006 09:03)
Tononkalo misy manakihana
Misy ny olona tsotra na mpanoratra manankihana ny asa-soratr'ireo olona mavitrika amin'ny fiangaliana ny asa soratra izay ataony toy ny hoe: "tsara fa tsy ampy andalana iray, tsy miady rima ... sns
...
tohiny
novalian'i mbositra ny 13/02/2006 19:34
jentilisa
(
21/01/2006 06:59)
tsy maintsy ny any ivelany ve?
Amin'izao fotoana izao dia tadiavin'ny mpitondra fanjakana fatratra ny hisian'ny mpandraharaha vahiny mba hampiasa ny volany eto. Gaga ihany aho hoe tsy maintsy izay ve no lalana? Maninona raha mitodi...
tohiny
novalian'i botity ny 14/04/2006 12:52
jentilisa
(
21/01/2006 06:53)
ny vato misakana ny fampandrosoana!
Raha nanontanian'ny mpanao gazety Atoa James Bond talen'ny Banky mondialy ny amin'ny vato misakana ny fampandrosoana eto Madagasikara, sy ny tsy fahatongavan'ny mpandraharaha any ivelany moa izany dia...
tohiny
novalian'i xxx ny 02/03/2006 06:35
Fiffi
(
21/01/2006 06:39)
Vaovao
Mba manontany aho hoe mba misy hevitra ve no ahazoana andefasana vaovao @ alalan'ny gazety eto @ dinika. Izany hoe mba te-hampafantatra ny namana rehetra izay mitranga avy any Dago ny zava-miseho . As...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/01/2006 05:52
jentilisa
(
21/01/2006 06:35)
hirotsaka hofidiana izany i Rolland Ratsiraka!
dia re sy hita amin'ny fampahalalam-baovao izany fa hirotsaka hofidiana ho filohan'ny repoblika Atoa Rolland Ratsiraka izany Ben-ny tanànan'i Toamasina I amin'izao fotoana izao.
Ahoana ny hevitrareo...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2006 22:15
Ralay
(
21/01/2006 02:28)
Gasy Vao Tonga
Nanao ahoana ny fahitanao ny fiainanao taminao vao tonga hipetraka @ toerana ivelan'ny Madagasikara?(Sarotra sa mora;tamana sa tsia;nisy nandray sa irery...) Misokatra ny dinika :lol:...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/03/2006 03:28
hery
(
20/01/2006 22:01)
Blaogy hoe?
Misy vonona hametraka ny tena blaogy eto amin'ny serasera ve raha miditra lalindalina amin'izany izahay?
Toa tsy nandiso fanantenana ihany ny serasera mantsy hatramin'izay. Misy ireo mametraka ny to...
tohiny
novalian'i akamatiana ny 05/02/2006 04:53
xxx
(
20/01/2006 21:06)
misasa!
impiry isan andro ny sipa no tokony hisasa mba tsy ho maimbo lé zavatra???...
tohiny
novalian'i hertix ny 11/02/2006 13:15
fiaritiana
(
20/01/2006 20:59)
Rapha Andrianarivo Fanomezantsoa!
Manao ahoana daholo o!
Sao dia mba hainareo ry reto ny PSn io namana io??...
tohiny
novalian'i fiaritiana ny 22/01/2006 13:13
hery
(
20/01/2006 19:43)
Bismak na Dillie ?
Hitako ao amin'ny vaovao napetrak'i jm ao amin'ny radiovazogasy.com fa Bismak no tarika entin'i Annick tao amin'ny Dillie taloha. Tsy haiko na ny tarika Dillie iray manontolo aloha no lasa antsoina ho...
tohiny
Veloo
(
20/01/2006 17:35)
Vavy ao fivadiana manana fahaizana
o ry reto a mba ahona ny fijerinareo an'ireny kala manana fahaizana nohon'ny vadiny ireny? Mba tantarao eo?...
tohiny
novalian'i Vahinala ny 31/01/2006 11:52
Anah
(
20/01/2006 13:52)
Sao ianareo mahalala....
Manao ahoana daholo,
Sao misy mahalala ny adresse dry masera Saint Joseph de Cluny Fianarantsoa, azafady. Misaotra o....
tohiny
novalian'i Nickovy ny 30/01/2006 11:26
