Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Anah, milahatra araka ny daty
Anah
(
19/07/2008 07:26)
sonnerie tel portable
Sao mba misy manana note musique azo atao sonnerie tel portable o? NA zavatra somary special e. Merci...
tohiny
novalian'i thomasgalvin997 ny 21/12/2019 03:49
Anah
(
20/01/2006 13:52)
Sao ianareo mahalala....
Manao ahoana daholo,
Sao misy mahalala ny adresse dry masera Saint Joseph de Cluny Fianarantsoa, azafady. Misaotra o....
tohiny
novalian'i Nickovy ny 30/01/2006 11:26
Anah
(
18/01/2006 13:34)
mitady lehilahy ...
Manao ahoana daholo,
Mitady lehilahy ho namana, raha toa moa ka mety hifanaraka dia ny ho vady no tanjona.
Lehilahy 30 - 40 ans, tia miresaka fa kosa tsy ireny mpampiesona ireny. Lehilahy tia fahadi...
tohiny
novalian'i lee ny 28/04/2006 15:14
