mitady lehilahy ...

1. Anah ( 18/01/2006 13:34)
Manao ahoana daholo,
Mitady lehilahy ho namana, raha toa moa ka mety hifanaraka dia ny ho vady no tanjona.
Lehilahy 30 - 40 ans, tia miresaka fa kosa tsy ireny mpampiesona ireny. Lehilahy tia fahadiovana, mifanampy @ lafiny rehetra.
Manorata avy hatrany amiko,
misaotra betsaka o.
novalian'i lee ny 28/04/2006 15:14
2. nolalaina ( 18/01/2006 13:40)
héhéhéhé tena otran'lé tadiaviko kou zany! :twisted: raha mahita aho dé tazoniko fa miala tsiny aky anah an! :P
3. Vahinala ( 18/01/2006 14:02)
Mazotoa mitady ary e !
4. dadabe ( 18/01/2006 14:06)
Eh ! zah no lhl voalohany niditra tato dia ahona????

okay aza e! hifanoratra isika mitsam izany :cry:

nefa ny taonako???????:(
5. Fiffi ( 18/01/2006 14:12)
dadabe: kay ve hatsikana sy lalao fotsiny le izy e!:-D:-D:-D
Anah: aza ny solon'anarana dadabe hono no jerena fa io izy e! sady izy no lehilahy niditra voalohany dia mety izy izany no ahazo fahafahampo voalohany ?:D:D
Fa mazotoa mitady ary ahita izay tadiavina ary
6. pissoa ( 18/01/2006 14:12)
Tratran'ny age restrictions dadabe kle :cry::cry:
7. stylother ( 18/01/2006 17:02)
Sô de mba misy "no" eo alohan'nle "fo" alo e
fara izay mantsy zakonko
8. xxx ( 18/01/2006 17:11)
Rah'za no mitady vehivavy
Ka ny tanjona hoe hanambady
Asa aho na voan'ny inona avy
Fa tsy tia vehivavy mitady

Fa raha atao ho kilalao
Tsy hanao afa-tsy mil***
Tsy koà izao de izao
Tsy holaviko velively.
9. mpianatra ( 18/01/2006 18:41)
ratsy be zany sipa manotany mpamely zany.
tsy mazava.
10. Mariano ( 18/01/2006 19:38)
Izay mitady no mahita izay mandondona dia ho vahana mazotoa e, mahereza mitady e, dia ahita ny Tompo hihihihihihihi
11. Lejim ( 18/01/2006 20:15)
mpianatra> Tsy ratsy be izany izany. L'opportunitE s'ouvre a ceux qui sont interressE(e)s!
12. JULIEN410 ( 18/01/2006 21:08)
Anah:

Salut Anah, mahaliana ahy ny hifanoratra aminao raha toa ka sitrakao dia valio aho fa ao anatin'ny tena kinendriko ny filazanao. Resaka matotra.



13. jennifer2 ( 18/01/2006 22:49)
tena OK! zany ry anah a! io ny anao fa tena nisy.
felicitation
14. Herimiafina ( 19/01/2006 00:11)
Anah:

Manao ahoana daholo,
Mitady lehilahy ho namana, raha toa moa ka mety hifanaraka dia ny ho vady no tanjona.
Lehilahy 30 - 40 ans, tia miresaka fa kosa tsy ireny mpampiesona ireny. Lehilahy tia fahadiovana, mifanampy @ lafiny rehetra.
Manorata avy hatrany amiko,
misaotra betsaka o.

Tena raha tsy teo ilay criteres taona sy fahadiovana de mety mba poainsa ihany zah klé. saingy indrisy mantsy, hehehehehe=)):-D

15. gernico ( 19/01/2006 02:35)
(l)Tsy olana izany fa endriky ny demokrasia sy ny mangarahara daholo ka samia mijoro @ heviny ry 'reto an !!!
Samby Malagasy sika aoka tsy hifanaratsy eh ! aiza ara nareo zany ???????
OK! mazotoa daholo ô !
16. bibikely007 ( 19/01/2006 04:24)
kôzy an! raha ampy taona za de nandeha tany aminao ry Anah, za mbola 23 ans kouhhh
17. fijo ( 19/01/2006 04:42)
za koa vonona saingy za mbola virja an.
18. ari.malala ( 19/01/2006 04:48)
ka mety hiety @ enao fijo fa ndana haingana a :)
19. pissoa ( 19/01/2006 05:35)
Tena i fijo mihitsy no ho lany eto fa fijo mbola madio :-D:-D
20. mamzelkely ( 19/01/2006 05:35)
fijo< izy anie ts niteny ts virja tsony ee donc mety hihety ihany enao hihihi:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4016