mitady lehilahy ...

81. ari.malala ( 07/02/2006 13:06)
mody fanina tsy mamaly ndray veloo an! aiza ndry eee :-D:-D:-D:-D
82. jennifer2 ( 08/02/2006 05:35)
ataon'i dadabe mahalala ny anarany eo ianareo fa teniteneno tsra eo veloo!
83. pissoa ( 08/02/2006 05:41)
Wadray, fa angah ndry matahotra an'ledada :roll:
Veloo ah - valio ony ity eeeeeee :-D:-D:-D
84. dox ( 28/02/2006 18:24)
Anah ah! f'angaha ahoana ny gabarie tena ilain-dry fa raha ny taona tsy dia blem. Mahereza andry fa zah somary lavitra beh raha tsy izany nidirako cafoiazy
85. batso ( 26/03/2006 14:13)
hi hi fa angaha de vongany daholo ny kofboy eo @ tanana ry anah a.Sa efa lasa valalan'alika ry zalah
86. Roch ( 12/04/2006 20:54)
Kay le, vô hoe sipa mitady bandy, de AKOHOLAHIM-BOHITRA 'ZANY, mailaka ery ry Dadabe hanoratra, hita hoe efa mamba nôna.Ka an'iza hono ianao, nefa mety ho Anah. Mba jereo ihany ireny fara-parany rehefa manoratra ireny fa ireny no teny hanao zavatra.
87. lee ( 28/04/2006 15:14)
'Za ndray tena mitady Olon-tiana tsotra izao e (Vavy), Tsy zazakely loatra ary tsy antitra loatra, no matotra, na misy zaza iray aza tsy maninona, Tsy fotsy be fa zarazara, tsy dia lava fa eo @ 1m 56-1m64 eo ho eo, manorata ao @ aina_mbola@yahoo.fr raha liana dia mifanoratra isika!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2982