mitady lehilahy ...
61. Herimiafina
(
23/01/2006 17:31)
Ka matoa zah zaka de nanaiky ho zaka izany knou, izany hoe nisy action iray nataoko: "Nanaiky" na navelako hahazak ahy ilay olona donky samy nahazaka izany izahay roa.
Toutefois, fa kosa amin'ny maha izaho anah de nenah ihany no fantatro, izay sentiment henoko no fantatro fa tsy izay anazy any, donky par implication de manome hoe: zakako ilay sipa manja. hehehehe=))=))

62. pissoa
(
23/01/2006 17:36)
An3 - ny sentiment-nao hoe zakany enao kah, dia illusion-nao ny hoe zakanao izy =))
63. Herimiafina
(
23/01/2006 17:44)
Tsy tokony ho illusion daholo ve izy roa ireo klé?
Tout est illusion, izany hoe:
I--I effet PLACEBO, izany hoe:
I--I ny saina no mitondra ny retsaretsa: izany hoe
I--I Izay heritreretinao no mitranga.
Or nefa:
*Tsy mbola nisy nahay namaky izay heritreretin'ny olona hafa ankoatry ny tena.
Donky par implication:
*Zakako ilay sipa, izay ihany no fantatro, na dia illusiona aza, ny ambiny tsy misy valeur économika na siantifika palpabla azo tsandrahana. CQFD.
hehehehehe=))=))=))=))

68. pissoa
(
23/01/2006 18:05)
:twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted:
=))=))=))=))
=))=))=))=))
71. Herimiafina
(
23/01/2006 18:15)
Zah tsy hamaly tsony fa sao de lazainareo fa tsy manaiky raha tsy mamaly farany eo injay, hehehe=))=))
73. jennifer2
(
23/01/2006 22:55)
hoy pissoa:
Jenny> Inona no mampitsiky an-dry? Tsy namako intsony ndry raha vao miova taranja manaraka ny tenin'i Herimiafina eo an
Za akia zaza henjy be fa tsy hanaraka an'i herimiafina hiova taranja zany a!
Fa nandeha mihitsy ny conversation-nareo tao a! nijery baolina fotsiny aho teo, de aiza zany zao no niafaran'ilay baolina? any @ pissoa sa any @ herimiafina?

76. Veloo
(
25/01/2006 19:27)
nareo ko manao hors size be mba valio ry reto ilay kala a.. za ko mitady lehilahy:-D:-D:-D