mitady lehilahy ...
41. Herimiafina
(
22/01/2006 03:06)
Ary mety ve raha zah sy le kambana amiko izay e, izahay mitsam mantsy samy 20ans eo ho eo de raha atambatra ny taonanay de manome 40 de ileiry madio fa mampiesona moa zah voretra fa tsy mampiesona, hehehehehe=))=))
43. Herimiafina
(
22/01/2006 03:15)
Raha te hatory njy de ampiresaho zah de ho hitako eo raha miesona njy! hehehehehe:-D:-D=))=))
44. jennifer2
(
22/01/2006 03:18)
efa matory mihitsy aho io zao de miesona mihitsy anaovanao azy eto!=))=))
45. Herimiafina
(
22/01/2006 03:49)
Ary ndroky angaha tsy interessée amin'i Anah e? hehehehehe=))=))
47. pissoa
(
22/01/2006 08:16)
Fa azon'inona i Herimiafina no tadiavina hiova taranja i Jenny? :-w :-w =))
Veloo> Kou ozin-njy hoe mba serieux kou!
Veloo> Kou ozin-njy hoe mba serieux kou!
48. Herimiafina
(
22/01/2006 16:40)
Ka izay mahintsiny ry pissoa a! Tsy voatery azon'inona loatra vao hamporisika hiova taranja. Tsy mazava mantsy ny voalaza etsy ambony, tsisy manao mention hoe tsy tia vehivavy ao nefa bvehivavy no betsaka namaly ny antso de arosoko ihany ianareo vehivavy ireo, hehehe=))=))
49. pissoa
(
22/01/2006 17:08)
Hihihi - ka izy ary efa niteny hoe lehilahy kou arosonao aiza izahay vehivavy ireto e =))
50. Herimiafina
(
22/01/2006 17:15)
Raha niteny lehilahy hoa izy tsy nanao mention hoe tsy tia vehivavy aho, tout est fait pour être intwerprété refa tsy mazava, hehehehehe:-D:-D
51. pissoa
(
22/01/2006 17:27)
Ie - dia interpreter-o eo daholo zany aloha, dia rehefa misy sipa mahazaka izy dia manenina avy eo :-D:-D:-D
52. jennifer2
(
22/01/2006 17:28)
O ry herimiafiana a! efa nolazainy tsra hoe mittady lehilahy izy! fa tsy hoe "na vehivevy"
53. Herimiafina
(
22/01/2006 17:47)
pissoa, tsy misy anenenana izany io, efa 6 miliara izao ny isan'ny olona eto ambonin'ny tany de vao maika koa loza be fa proportionnel amin'izay ny isan'ny sipa favy knou, hehehehehe:-D:-D
jenny: niteny lehilahy izy fa tsy niteny hoe tsy tia vehivavy, sany hafa be izany mantsy.
jenny: niteny lehilahy izy fa tsy niteny hoe tsy tia vehivavy, sany hafa be izany mantsy.
55. pissoa
(
23/01/2006 05:10)
Herimiafina> Ie - dia calculer-koa ny chance mety hahazoanao iray amin'ilay sipa favy alou e :-w amin'izay vao hita na misy hanenenanao na tsia =))
56. pissoa
(
23/01/2006 09:03)
Jenny> Inona no mampitsiky an-dry? Tsy namako intsony ndry raha vao miova taranja manaraka ny tenin'i Herimiafina eo an =))=))
57. Herimiafina
(
23/01/2006 17:08)
Tsy mila chance akory de efa mazaka sipa favy be amin'izao fotoana izao, hehehehehe=))=))
59. Herimiafina
(
23/01/2006 17:20)
Ka raha zakany zah de no-manipuler-ko izy zany hahazaka anah donky tsy perdant zah fa jeu non compétitif le izy.
Kanefa izay théorie izay raha ampiana variable iray, ohatra ny fitiavantenako, dia hahitana fa nahazaka azy zah, hehehehehe:-D:-D=))=))
Kanefa izay théorie izay raha ampiana variable iray, ohatra ny fitiavantenako, dia hahitana fa nahazaka azy zah, hehehehehe:-D:-D=))=))
60. pissoa
(
23/01/2006 17:27)
An3 - taiza koa no nisy hoe ilay zaka izany indray no mi-manipuler e? :-D:-D
Enao zay karazan'le mi-insista be de farany izy tezitra dia nanaiky tsy fidiny =))
Enao zay karazan'le mi-insista be de farany izy tezitra dia nanaiky tsy fidiny =))