mitady lehilahy ...

21. jentilisa ( 19/01/2006 07:29)
fa madio amin'ny lafiny ahoana tokoa aloha e?
22. Herytae ( 19/01/2006 08:26)
Mety amiko k'lou zany e!
fa aiza nefa i Anah io e!
Ka namana fotsiny nge @ vôlohany e! de maninn zao zany!!! Bôka eo mahita izy!! hi hi hi
23. mandrindra ( 19/01/2006 08:56)
Anah, anah, an'iza ihany fatoa samy milaza hoe anah daholo e
24. pissoa ( 19/01/2006 17:58)
mandrindra angaha tsy mba te hiteny hoe anah! :?
25. diamondra27 ( 19/01/2006 19:08)
za koa raha mahita de tsy hanome fa tazomiko kle!!

za ary mba mitady koa, ary saika hanao size ho ahy za de njy no tonga aloha
26. fijo ( 19/01/2006 22:26)
mety ve zah?nefa za toa tsy sahy?tongava ihany nefa aloha,sao mba ahitako zavatsoa.
27. mandrindra ( 20/01/2006 08:03)
pissoa anah :D , izay ve ?
28. ari.malala ( 20/01/2006 11:46)
mandrindra a, maty ho anao tokoa any.. iza no mahita?:-D:-D:-D:-D
29. pissoa ( 20/01/2006 11:53)
mandrindra> tonga dia fantatrao mihitsy le tiko tenenina e :)

fijo:
mety ve zah?
nefa za toa tsy sahy?
tongava ihany nefa aloha,
sao mba ahitako zavatsoa

Omen'i fijo ny ady rima kely mihitsy an :wink:
30. Anah ( 20/01/2006 13:50)
KA raha manana erirterirta dia manoraat amiko fa tsy eto kosa e. MIsaotra.
31. mandrindra ( 20/01/2006 15:06)
pissoa, tafahoana ny tia sy ny manina e
32. Veloo ( 20/01/2006 15:40)
mba manova serieux kosa moa nareo eeeeee:roll:
33. didilaguine ( 20/01/2006 17:06)
ory zareo a!mba atoroy ny monba yn ty re fa tena tsy fantatro mits zay ambony sy ny ambany:?::?::?::?::?:.misaotra mialo é!!!:?:
34. Herimiafina ( 21/01/2006 04:34)
Ngah de tena mahantra bandy mintsy any amindroky any ry Anah an? Olombelona 6 miliara eto antany ireo koa mbola manontany ihany? hehehehehe:-D:-D
35. dadabe ( 21/01/2006 11:29)
herimiafina > aoka mou less a :-D:-D
36. Ragadona ( 21/01/2006 11:49)
Sao de mba ireny sipa fatra pifantina reny kosa ary Anah ka tsy mety mahita point positif am zay bandy hitany mihitsy, ka mety zay no mahatonga azy manontany ny adiresin ny masera cluny fianarantsoa. Mety hoe nanapa kevitra hanao masera ???
37. pissoa ( 21/01/2006 13:13)
mandrindra> tahaka ny inona mihitsy
Veloo> :roll:
dadabe sy Herimiafina> 8O
38. mirana5 ( 21/01/2006 18:51)
Anah:

Manao ahoana daholo,
Mitady lehilahy ho namana, raha toa moa ka mety hifanaraka dia ny ho vady no tanjona.
Lehilahy 30 - 40 ans, tia miresaka fa kosa tsy ireny mpampiesona ireny. Lehilahy tia fahadiovana, mifanampy @ lafiny rehetra.
Manorata avy hatrany amiko,
misaotra betsaka o.


miandrasa 30 na 40 taona fa mbola any an-kibondreniny lay TADIAVINAO MAZOTAO DIA MAHARETA:lol::lol::lol:
39. jennifer2 ( 22/01/2006 03:00)
hoy herimiafina:
Tena raha tsy teo ilay criteres taona sy fahadiovana de mety mba poainsa ihany zah klé. saingy indrisy mantsy, hehehehehe

ao fa ampiana ny taonanao e! de ovao koa le toetra mampiesona, de manaova madio fa tafiditra ao anaty lisitra ianao avy eo!:o
40. Veloo ( 22/01/2006 03:04)
pissoa a maninn anjy ndray za?8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4432