Vaovao

1. Fiffi ( 21/01/2006 06:39)
Mba manontany aho hoe mba misy hevitra ve no ahazoana andefasana vaovao @ alalan'ny gazety eto @ dinika. Izany hoe mba te-hampafantatra ny namana rehetra izay mitranga avy any Dago ny zava-miseho . Asa na tokony toerana manokana ilay izy satria mety ho lava ny dinika iray.Misaotra mialoha
novalian'i Fiffi ny 22/01/2006 05:52
2. Fiffi ( 21/01/2006 06:54)
Ohatra fotsiny izao ity halefako ity , sao dia mba mety hisy zava-tsoa ho raisina ka hampiheritreritra lalindalina alohan'ny hanaovana azy:
(misy olana kely fa mbola eto am-pijerena)
3. jentilisa ( 21/01/2006 08:05)
raha mbĂ´ azoko mihitsy????
4. Fiffi ( 21/01/2006 08:24)
Gasy nividy " certificat de nationalité " frantsay

May ny hipetraka any andafy ranamana, ka nividy "certificat de nationalité" frantsay. 37 taona ny lehilahy. nanamboatra kara-panondro Malagasy , bokim-pianakaviana ary kopia nahaterahana ho an'ny zanany 2. Taratasy vao namboariny daholo ireo ary @ anarana vaovao. Any Antsirabe izy no mipetraka. Ary metisy gasy mipetraka ao Antsirabe hiany koa no nividianany ilay certificat. Roa hetsy sy iray tapitrisa ariary no novidianany azy. Raha andeha hikarakara "dossier" tany @ consulat izy no sarona ny tetik'adiny. Ilay tena tompon'ny certificat efa misy antontan-taratasy mikasika azy ary misy ny sariny.

Ohatan'izao vaovao izao no mba tiako halefa mba hampitandrina antsika fa misy ny mpisoloko.
5. hery ( 21/01/2006 11:12)
Fiffi raha misy namana vitsivitsy afaka mampita izany eto dia tena tsara mihitsy. Amin'izay fotoana izay dia eto no hamakiana ireo gazety isankarazany.
6. hery ( 21/01/2006 16:48)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/topic&topid=t43d217ac3e168 dia mazotoa daholo
7. Fiffi ( 21/01/2006 17:47)
hery: ary toa tsy mety tafiditra ao @ i hoe "jereo eto " dia mazotoa daholo ? impiry nanandrana aho nefa tsy mety tafiditra?:roll::roll:
8. Fiffi ( 21/01/2006 18:06)
miala-tsiny fa efa any indray ka!:)
9. Veloo ( 21/01/2006 23:57)
fiffi 8O8O8O:-D:-D:-D:-D
10. Fiffi ( 22/01/2006 05:52)
Veloo: :-D:-D ka tsy fantatro akia hoe nisy inona fa saika tsy tafiditra ary aho ko !! ndrinko an!:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4317