Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Vahinala ( 25/01/2006 15:36)
11 Septembre 2001
Hitako maro isika no liana amin'ny resaka fivavahana ka mba tiako ho fantatra ny hevitrareo mikasika ity : tamin'ny fitrangan'ny attentat ny World Trade Center tamin'ny 2001 dia hita tamin'ny sary en ... tohiny
novalian'i marozevo ny 21/02/2006 01:34
Tinahr ( 25/01/2006 12:09)
matoatoa
Vaovao nivoaka ny gazety ny 24/01/06;Nisy matoatoa vavy nanakana taxi teny Ambohitrarahaba,tsy fantatr'ilay chauffeur mihitsy hoe matoto de nentiny;kanjo nanjavona nony tonga akaikin'ny toerana nialan... tohiny
novalian'i pissoa ny 08/02/2006 18:21
diamondra27 ( 25/01/2006 12:03)
MPAMOSAVY
misy fitenin'ny ntaolo manao hoe:" aleo mifanena @ mpamosavy toa izay mifanena @ mpandainga" Efa nisy nahita mpamosavy ve 'nareo? De ahoana no nataony? De araka ny siosio oe misy tokoa io fa de h... tohiny
novalian'i marozevo ny 05/03/2006 15:17
hery ( 25/01/2006 09:57)
Herizo Razafimahaleo : Tsara fa tara
Tsy alahelon-toerana fa fitsikerana ny zava-tsy mety ankehitriny no nataon'ny olo-maventy Herizo Razafimahaleo omaly tamin'ny mpanao gezety, ka ilay fanjakana madiva hifarana raha tonga fifidianana no... tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2006 19:57
jentilisa ( 25/01/2006 07:31)
nitory amin'izay ny athée!
Sendra hitako androany ity ry zareo dia aleo izaho no hamoaka azy eto satria zava-misy any Italia izany ity e! http://fr.news.yahoo.com/25012006/202/la-justice-italienne-appelee-se-prononcer-sur-l-ex... tohiny
novalian'i stephan ny 21/02/2006 13:53
jentilisa ( 25/01/2006 06:55)
fanjakazakana!
Nisy tranga vitsivitsy nisehoana fanjakazakana indray teto an-tanàna. Saiky teny amin'iny lalana mampitohy an'Akorondrano amin'Alarobia iny avokoa izany no niseho. Ny voalohany dia raha mbola nitoh... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/01/2006 23:28
xxx ( 25/01/2006 05:38)
mpamitaka
maninona ny oloan avy aty andafy mandainga aminy any madagascar milaza hoe mpianatra sy celibataire nefa manambady belge antitra ireny nareo vehivavy tena oloan tsy misy manajatena mihintsy rehefa to... tohiny
novalian'i sasa ny 21/02/2006 04:43
fijo ( 25/01/2006 04:16)
hafatra tsy mety hita
misy hafatra iray mipetraka wa isaky ny miditra ato aho,nefa tsy mety hitako le hafatra,ka atao akory ny mitady azy?... tohiny
novalian'i fijo ny 25/01/2006 21:34
Solitikabe ( 25/01/2006 04:14)
Mba heivtra eh
Tokony mba atao anatin'ny sivana amin'ny filatsahan-kofidiana koa ny fananana drafitr'asam-pampandrosoana fa tsy hoe izay misy saosy sy feno taona fotsiny akory. Dia rehefa tsy manaraka io drafitr'as... tohiny
novalian'i fijo ny 25/01/2006 21:01
fijo ( 24/01/2006 21:54)
mbola ravalo ihany no holany.
Dia samy efa maneho ny haviny moa izany,ny mpifaninana rehetra. hilatsaka i ratsiraka,miandry fotoana i lahiniriko,tsy hay be ihany i ramarosaona alin,i zafy koa tsymamela mahazo. ary ny mpifanandri... tohiny
novalian'i fijo ny 23/02/2006 22:28
nygasy ( 24/01/2006 21:46)
hilatsaka ho fidina Johnson jacky THAÏNA
Entina miakatra ho tsara kokoa ara-drafitra sy ara-tsaina i Madagasikara sy ny kolotsaina maha malagasy efa azonao hatao ny mangataka ny fanambarana nataony sy ny fanazavana ny momba azy amin'ny adire... tohiny
novalian'i Veloo ny 26/01/2006 17:02
Vahinala ( 24/01/2006 21:45)
"Fahampirafesana"
Tena lasa tsy matiko lolo mintsy zany ry zareo ty resaka hoe mampirafy ty a, inona marina no mahatonga ny olona 1 hampirafy, filàn'ny nofo ve sa ditra ve sa misy tsy mahafapo ve amin'ny fiarahana sa ... tohiny
fijo ( 24/01/2006 21:11)
salady
asa izy ity,na efa nisy nanao na tsia,fa mba hevitra hitako androany dianataoko ary tsara. te ihinana anana be aho,dia le salady mitapelaka be ireny no novidiako.dia nataoko niaraka tamin'ny henakiso... tohiny
novalian'i Vahinala ny 03/02/2006 20:05
vegas ( 24/01/2006 17:35)
Sipa mipasaka aloan'ny mariazy: tena olana ve?
Anontaniana ny hevitry lisany. Misy sipa mihevitra fa tsy azoazon'ny bandy hono ny sipa ho vadiny ra tsy virja. Iza tamin'lisany no namoaka an'izany lainga be zany? Zao le sipa lasa bedebe ny tsy mety... tohiny
novalian'i hertix ny 13/02/2006 02:49
lapino ( 24/01/2006 16:32)
666
Ireo karazan-javatra/olona/institutions/entreprises/sns ... ahitana soritra ny isa 666. Ho fampidirana ny resaka dia izao no voalazan'ny baiboly momba azy io: http://baiboly.org/toko.asp?boky=APOKALYP... tohiny
novalian'i Achia ny 31/03/2006 07:44
vale ( 24/01/2006 15:35)
Tomates cerises
Mba mangataka fomba azo ampiasaina (fahandro, na koa salady...) ny "tomates cerises" ireny.Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i vale ny 30/01/2006 08:27
vale ( 24/01/2006 15:23)
Pretty woman!
Mba ahoana ny fijerinareo iny sarimihetsika iny????... tohiny
novalian'i vale ny 29/01/2006 14:07
xxx ( 24/01/2006 14:25)
Mpangalatra ny orinasa MADACOM
Tsikaritra tato ho ato fa manararaotra be mihintsy ny orinasa Madacom. Ho an'ny olona tsy maharaka an'izany aloha dia voa mihintsy e! Matoa ny tenako manoratra izao taratasy izao dia efa tratra. Ary t... tohiny
Bocassa ( 24/01/2006 14:15)
Pety Rakotoniaina : notambazana fiara...
Miarahaba antsika. Efa akaiky marina ny fifidianana re oul a! Mitady làlana mafy ny pdt Ravalo mba ho lany fanindroany. Fantany tsara fa i Pety no tompon' ny lakilen'i Fianarantsoa ka miezaka ny man... tohiny
novalian'i Beinjy ny 26/02/2006 16:26
Vahinala ( 24/01/2006 12:17)
Tsikitsiky lava
Misy an'ilay hira hoe " na inona na inona hitranga, amin'ny fiainana, dia arahina tsikitsiky lava", ahoana no fandraisanareo an'izany, possible tokoa ve ny manao izany indrindra fa raha sendra olana b... tohiny
novalian'i parazy ny 07/02/2006 04:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.6867