Tomates cerises

1. vale ( 24/01/2006 15:35)
Mba mangataka fomba azo ampiasaina (fahandro, na koa salady...) ny "tomates cerises" ireny.Misaotra mialoha.
novalian'i vale ny 30/01/2006 08:27
2. Fiffi ( 24/01/2006 16:13)
vale: ny ahy akia dia fanaovako aperitif aloha an , de @ salade mifangaro ireny ka tsy tetehina fa avela @ zao . Azondriko hatao koa ny mitetika madinika ny fromazy carré kely izany dia misy ireny "pique" ireny dia asiandriko tomate , fromazy , oliva , cornichon , poivron mena sy maintso tetehina daholo izy ireo dia atao ohatran'ireny brochette kely ireny. Dia mazotoa mihinana an :-*:-*:-*:-*
3. vale ( 24/01/2006 16:47)
:D misaotra betsaka Fiffi à!:wink::-*:-*:-*(l)
4. vale ( 24/01/2006 16:48)
Raha misy manana resety hafa koa dia mba omeo e!melsiiii!:D
5. Herimiafina ( 24/01/2006 19:51)
Atao haingona macedoine akia ireny an, somary didididina atao sarimboninkazo de asiana mayonezy kely sy kotomila ary persil, de poivre noir kely, hummmmm miam miam. hehehehe:-D:-D
6. Veloo ( 24/01/2006 20:11)
ny ahy tonga dia ho haniko @ zao knou... vokazo anie ny votabia e:wink:
7. Herimiafina ( 24/01/2006 20:12)
Ny ahy ampiarahako amin'ny salade de fruit de asiako blueberry sy ravina balisama kely iray, favy an, hummmm miam miam :-D:-D
8. Veloo ( 24/01/2006 20:15)
zany an 8)
9. booboo ( 24/01/2006 20:17)
Vale > ity raha iraika ity haingony fotsiny ilay vôtabia kely. Fatao entrée.

Caviar d'aubergines.

-3 aubergines
-Hasina tongolo gasy 6
-Basilic
-Salady
-1 barquette-na tomates cerises
-4 c.à s. menaka oliva
-Tetika pain de campagne 6
-sira sy dipoavatra.

1-Sasana sy fafana ny aubergines. Tsatotsatohana kely eraky ny vatabeny hanasitrihana tongolo gasy. Fonosina papier allu dia atao anaty lafôro th. 7 - 210° C.

2-Rehefa masaka dia esorina ilay satrony kely iny. tetehina matevitevina dia alefa anaty mixer miaraka @ basilic, menaka, sira ary dipoavatra. Afaka asiana ranomboasary makirana na gouttes kelina Tabasco ( tsy voatery ).

3-Avela hangatsiaka.

4-Griller-na ilay mofo. Rehefa voasasa sy vonona ny salady dia atao ambony vilia vao rarahina vinaigrette.

5-Hosorana @ ilay caviar d'aubergines @ zay ilay mofo dia aroso ambonin'ilay salady efa vita teo.

6- Asiana ilay tomates cerises @ zayyyyyyyyyyyy.

bôna bôna.
10. Herimiafina ( 24/01/2006 20:17)
De injainjay koa zah manao sarcelle roti de ireny tomate cerise ireny no ataoko manodidina azy, de asiana ravin'anana mandrakotra azy rehetra avy eo, mariner-na anaty ilay ranon'ilay sarcelle roti izany e, favy an, humm miam miam, hehehehe:-D:-D:-D:-D
11. jennifer2 ( 24/01/2006 22:30)
hM angaha nianatra cuisine? toa mahita karazan-tsakafo be? Za mba ampianaro e?:wink:
12. vale ( 25/01/2006 11:36)
8)misaotra betsaka anareo rehetra :-*:-*:-* ...
dia mbola manasa ihany raha mbola misy manana hevitra hafa koa é!8)
13. Veloo ( 25/01/2006 17:25)
Jenny a tsisy afa tsy motika aky ny an'io a :-D:-D:-D
14. vale ( 25/01/2006 17:42)
Veloo:

ny ahy tonga dia ho haniko @ zao knou... vokazo anie ny votabia e:wink:

veloo > hihihih :-*

15. Herimiafina ( 25/01/2006 18:33)
Veloo:

Jenny a tsisy afa tsy motika aky ny an'io a :-D:-D:-D

Motika sy enao no marimarina kokoa, hehehehe=))=))

16. Fiffi ( 25/01/2006 19:15)
ity koa misy iray: tetehina ny tongolo gasy sy tongolo(oignon) madinika kely , asiana mena kely anaty vilany dia endasina aloha ireo ka rehefa mendimendy dia arotsaka ny tomates cerises dia afangaro aingana iray minitra fotsiny io an dia apetraka eo ambonin'ny salady . Mazotoa mihinana e! (@ izay sady tsy masaka be no mbola somary krokante):):)
17. Herimiafina ( 25/01/2006 19:35)
Hanaovana rougaille izao izany tena favy be an, hehehehe:-D:-D
18. vale ( 25/01/2006 19:39)
Fiffi:

ity koa misy iray: tetehina ny tongolo gasy sy tongolo(oignon) madinika kely , asiana mena kely anaty vilany dia endasina aloha ireo ka rehefa mendimendy dia arotsaka ny tomates cerises dia afangaro aingana iray minitra fotsiny io an dia apetraka eo ambonin'ny salady . Mazotoa mihinana e! (@ izay sady tsy masaka be no mbola somary krokante):):)

miciiii Fiffi!(l)

19. vale ( 25/01/2006 19:40)
Herimiafina:

Hanaovana rougaille izao izany tena favy be an, hehehehe:-D:-D

herimiafina> hihihihi :-D:-D:-D

20. Veloo ( 25/01/2006 20:39)
dain ko ty heri :roll::roll:
vale a tsy tsara kosa ve wa eeeeeeee :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2952