salady

1. fijo ( 24/01/2006 21:11)
asa izy ity,na efa nisy nanao na tsia,fa mba hevitra hitako androany dianataoko ary tsara.
te ihinana anana be aho,dia le salady mitapelaka be ireny no novidiako.dia nataoko niaraka tamin'ny henakisoa,fa gaga aho,fa tena tsara be ilay izy.ny tisam any amintsika no mitovy aminy.
novalian'i Vahinala ny 03/02/2006 20:05
2. Herimiafina ( 24/01/2006 21:13)
Ka izay mihintsy kah, refa tsy mahita anana de ireny salady ireny no hatao laoka.
Na le salady koa aza anie toa mitovy amin'ny tissam ny hendriny amidy any amin'ny supermarché e! hehehe:-D
3. fiaritiana ( 24/01/2006 21:22)
:miam::miam::miam::miam::miam:
4. Herimiafina ( 24/01/2006 21:24)
Hanaovana ketsaketsa isankarazany na koa legumes sautés na hatao amin'ny misao, favy an, hummmm hehehehehe:-D:-D
5. jennifer2 ( 24/01/2006 22:32)
Zay aloha de fanaoko mihitsy e! Za te ihinana anana koa!
6. fijo ( 25/01/2006 04:00)
hay efa misy mpanao izany izy io?za vao homaly vao nanao an'io,fa tena tsara ka
7. pika ( 25/01/2006 06:55)
salady atao vary amin'anana na handrahoana miaraka @ saosisy tsy atao boledaka be tena :wink:
8. vale ( 25/01/2006 11:25)
fijo> ny mba haiko koa izao de le izy atao @ misao, fa izay indray kosa tena tsy ratsy ko an! mba handramako tokoa izay! miciii t@ toro-hevitra :wink:
9. Veloo ( 25/01/2006 17:26)
o ry fijo a ampidiro ao ko ny epinard retsy sy ny anan-ndrao (ao @ vary @ anana io an)
10. fasaly ( 25/01/2006 18:09)
msotsa be tam lay hevitsa fa mobla tsy nanadrana an'io mahintsy zà! iaho ve ro nahalala fa ny salady de ataoko salady tokou! hummmmmmm aleo hanao be fahandro azany an! de hanadio kibo kely:-P
11. fijo ( 25/01/2006 21:37)
le atao miaraka amin'ny misao aloha efa novinavinaiko koa,fa io amin'ny sosisy io no hanandramako koa izao.fa tongokisoa sy tsaramaso aloha rahampitso,ka aleo hilamina
12. fasaly ( 26/01/2006 06:21)
kay kay kay! efa ara- programa be ange ny kalinjy zany ry fijo e! hummmotran'ny mapite hanao vahiny any amindry any!!!
13. diamondra27 ( 26/01/2006 08:48)
:evil::evil:
fijo mbola virj an! tandremo sao de mody resaka sakafo nefa zavatra hafa no ao ambadika
14. booboo ( 26/01/2006 09:47)
diamondra27 > ay ay ay ! hasarota-piaro ve zany sa inona ? hihihihihihihi
15. fijo ( 27/01/2006 21:20)
hi hihi nareo ko.tsaramaso no resaka e.fa tsaramaso inona tokoa moa?hummmmmm
16. Herimiafina ( 27/01/2006 21:23)
DM: (l):*:-*:*(l)
17. hesham ( 28/01/2006 15:58)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
18. vale ( 31/01/2006 22:17)
fijo:

le atao miaraka amin'ny misao aloha efa novinavinaiko koa,fa io amin'ny sosisy io no hanandramako koa izao.fa tongokisoa sy tsaramaso aloha rahampitso,ka aleo hilamina
fijo::miam: be daoly ko zany k'lé...


19. Vahinala ( 31/01/2006 22:25)
Tsy haiko aloha nareo na mahita na tsia fa za aty mahita ireny choux de chine ireny,sodesina no filaza azy any Mada hihihihihi fa tsy dia mitovy fa tahaka ireny petsay be reny le izy, afangaro hena kisoa koa fa tena fy asiana tongolo gasy kely, hummmmmmm !
20. vale ( 31/01/2006 22:26)
hesham:

:-D:-D:-D:-D:-D:-D
hesham::-* fandamoro be HM sy DM :-D:-D:-D


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1813