salady
21. Vahinala
(
01/02/2006 08:37)
Ie tena lasa resaka fandamouro mintsy le sakafo e, mety mahavoky kosa angamba zany ko !:-D:-D:-D:-D
22. cheboman
(
01/02/2006 16:07)
lay lazain'i vahinala io choux de chine anie "pe-tsaï" ihany no tena anarany, lay eny @ gde surface fa lay izy otran'ny tsy maintso tsara otran'ny any an-tanana fa fotsy antsatsa hafahafa zany
23. Vahinala
(
01/02/2006 21:42)
cheboman > Ie tena zany mintsy, sady rehefa tena mihinana azy d mahare toa tsirona laisoa mintsy koa ianao, fa tiako aloha e !
24. vale
(
01/02/2006 22:19)
Vahinala:hihihih :-D:-D:-D vivre damouro e dô frésy...:wink: :-D:-D:-D
Ie tena lasa resaka fandamouro mintsy le sakafo e, mety mahavoky kosa angamba zany ko !:-D:-D:-D:-D
25. vale
(
01/02/2006 22:22)
Vahinala:ié,:miam::miam::miam:
Tsy haiko aloha nareo na mahita na tsia fa za aty mahita ireny choux de chine ireny,sodesina no filaza azy any Mada hihihihihi fa tsy dia mitovy fa tahaka ireny petsay be reny le izy, afangaro hena kisoa koa fa tena fy asiana tongolo gasy kely, hummmmmmm !
26. cheboman
(
02/02/2006 05:06)
vahinala> tsihifina tsara lay rano avy nanasana azy dia somary endasina kely miaraka @lay hena dia tsy atao masaka be fa rano kely fotiny no atapoka azy dia miammmmm be avy eo
27. xxx
(
02/02/2006 07:37)
maro ny karazana salady eny @ super marché fa inona no anaran'ilay salady re? fa mba tiko hatao mamaky ireto aho de tena nona tampoka
28. xxx
(
02/02/2006 08:12)
bora no anaran'ireny holitra leky reny matsiro reny an! na dia endasina fotsiny aza ihinanana sosoa
30. kally
(
02/02/2006 14:12)
Tsary salady iray sobika ve raolona vao ho ampy a?Aaako manko tenda loatra!
31. cheboman
(
02/02/2006 15:33)
vahinala> miaraka @lasary votabia maika lafatra be
ary inona ndray zany holitra kely lazain'i xx zany ? zanadandy ngamba
ary inona ndray zany holitra kely lazain'i xx zany ? zanadandy ngamba
32. Vahinala
(
02/02/2006 16:17)
cheboman > Aoka fotsiny !
Eny tokoa hoa ahoana le holitra kely zany ? ao d hoe holatra, ahoana tokoa moa ny fiteny champignon am teny malagasy kle ?
Eny tokoa hoa ahoana le holitra kely zany ? ao d hoe holatra, ahoana tokoa moa ny fiteny champignon am teny malagasy kle ?
33. cheboman
(
02/02/2006 18:52)
zany angamba, tsy aiko marina
mahanona vary sosoa @lay vary gasy mena be reny lay resak'i xxx
mahanona vary sosoa @lay vary gasy mena be reny lay resak'i xxx
34. Vahinala
(
02/02/2006 20:23)
Hita hoa kle, asiana sakay kely ts misy laoka fa amzao fotsiny, lafatra e !
35. xxx
(
03/02/2006 10:21)
Vahinala:
cheboman > Aoka fotsiny !
Eny tokoa hoa ahoana le holitra kely zany ? ao d hoe holatra, ahoana tokoa moa ny fiteny champignon am teny malagasy kle ?
@ teny gasy HOLATRA FA TSY HOLITRA ny champignion
36. booboo
(
03/02/2006 10:53)
hihihihihi ié olitra ilay biby kely anaty sakafo efa lo mahatsiravina ireny.