Mba heivtra eh

1. Solitikabe ( 25/01/2006 04:14)
Tokony mba atao anatin'ny sivana amin'ny filatsahan-kofidiana koa ny fananana drafitr'asam-pampandrosoana fa tsy hoe izay misy saosy sy feno taona fotsiny akory.
Dia rehefa tsy manaraka io drafitr'asa natolony io ilay lany ho filoha afaka telo na roa taona dia azo esorina.
répondu par fijo le 25/01/2006 21:01
2. Ragadona ( 25/01/2006 05:49)
Mbola tsy tonga any isika ra ny tena marina, mbola afaka miteniteny foana alo zao ny antsika zay manao fampielezan kevitra, fa ra misy miezaka mandroso pro eo dia ialan ny olona pa satria mbola tsy any alo zao. Mahareta
3. jentilisa ( 25/01/2006 07:17)
mbola resaka olona no tena manjaka aty e!
4. mandrindra ( 25/01/2006 08:59)
anjaran'ny mpandatsabato ny misafidy hoe iza no manana drafitrasa mifanraka amin'ny zavamisy
5. fijo ( 25/01/2006 21:01)
ny antsika mbola ny olona sy ny fiaviana no tena jerena.raha ny programa i herizo sy ratsirahonanan no efa lany teo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0506