hilatsaka ho fidina Johnson jacky THAÏNA
1. nygasy
(
24/01/2006 21:46)
Entina miakatra ho tsara kokoa ara-drafitra sy ara-tsaina i Madagasikara sy ny kolotsaina maha malagasy efa azonao hatao ny mangataka ny fanambarana nataony sy ny fanazavana ny momba azy amin'ny adiresy jthaina@yahoo.fr
novalian'i Veloo ny 26/01/2006 17:02
4. mandrindra
(
25/01/2006 08:56)
hilatsaka ho fidina amin'ny inona io ranamana io ?
izy no milatsaka ho fidina, noho izany anajrany ny manaparitaka ny heviny fa tsy izaho mihitsy aloha no andeha hikaroka hoe aiza izy ary inona no lazainy.
izy no milatsaka ho fidina, noho izany anajrany ny manaparitaka ny heviny fa tsy izaho mihitsy aloha no andeha hikaroka hoe aiza izy ary inona no lazainy.
5. eprom
(
25/01/2006 11:49)
Ary mba misy mihevitra ny gasy ho inn mintsy an! Anarana zara fa heno ary ka hoe hilatsaka aho hilatsaka.
6. Chuan
(
25/01/2006 13:26)
pffff !!!
Ny ahy aloha ze te hilatsaka any tsy asiako sira loatra fa ny zavatra mampalahelo dia izao , f`ngah moa raha tsy eo amin`ny fitondràna dia tsy afaka ny hampandroso e ! Misy foana sehatra ahazoana miasa fa matoa ianao tsy mihetsika raha tsy mahazo toerana d`efa misy eritreritra maloto foana ao ambadika !

9. fijo
(
25/01/2006 21:08)
tokony asiana sivana le filatsahana,fa raha mahatadidy ianareo,dia nisy candidat iray izay taloha,tamin'ny andron'i ratsiraka."rapozo" no anarany.silamo izy.mba nilatsaka hono ranaana io,fa teo amin'ny adyhevitra hiarahana,dia tsy mananan na hevitra iray aza lery,fa izay miteny,dia lazainy fa tsara daholo,ka mba tokony asiana hasiny io filatsahana io.