Pretty woman!

1. vale ( 24/01/2006 15:23)
Mba ahoana ny fijerinareo iny sarimihetsika iny????
novalian'i vale ny 29/01/2006 14:07
2. fasaly ( 24/01/2006 16:50)
ça fait rever aky ry vale a!
tsara iny film iny jka! sady mampitomany, tiko ny film mampitomany otrani'reny.....:wink:
3. vale ( 24/01/2006 17:13)
...zaho koa mahita fa tena mampalahelo be :/
4. cheboman ( 24/01/2006 17:20)
manome fankaherezana ho an'ny tsy manana
tsy ny asa nataon'ilay sipa no jerena fa ny antony nahatonga azy nanao io
tsy ny bandy maka sipa rehetra eny amorondalana akory dia ratsy avokoa
5. diamondra27 ( 27/01/2006 18:11)
nanao effort be le sipa,
nanana chance izy,
le actrice koa manja be,
indraindray de voatery ny zavamisy ny olona de lasa mivarotena, ary mampalahelo izany.
6. vale ( 29/01/2006 14:07)
Ny ahy koa ny fieverako ireny mpivaron-tena ireny dia olona ratsy toetra (be teny ratsy, tiatia ady, sns...), hay moa olombelona ohatry ny rehetra ihany :!:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.15