Hambom-po

1. Fiffi ( 21/01/2006 18:09)
Lasa indray ny heritreritro hoe mety efa naheno ary angamba efa samy niteny an'ity isika hoe " hambom-po" na koa hoe " mba manana hambo " na hoe " tsy mana-kambo , nefa moa inona marina no tena tandrifin'io teny io ?
novalian'i Fiffi ny 09/02/2006 05:37
2. mirana5 ( 21/01/2006 18:28)
ao @lay teny dia misy hoé ambony, avo, dia zay mitonon ko avo zany na fisainana, na toem-po, dia zay dia avy eo ny fiteny hoé hambo (diso toerana,bé,maty) sns sa ahoana?:roll:::roll:
3. Veloo ( 21/01/2006 23:54)
fiffi a, manana rambo aky a :-D^^:-D:-D tsy aiko aky a:(
4. dadabe ( 22/01/2006 02:38)
hananihany indray veloo :°)
5. dadabe ( 22/01/2006 03:24)
:°):°):°)
6. jennifer2 ( 22/01/2006 03:48)
ny an'i mirana no marina!
7. vale ( 22/01/2006 07:54)
matin-kambo é......
8. Vahinala ( 22/01/2006 11:49)
Oupsss ahoana tokoa moa zany no fomba fanazavana le hoe ambompo ? :-w:-w:-w:-w
9. fanjalalaina ( 22/01/2006 16:00)
manakambo fa raha tsy izay araraotiny olona
ampisehoana hoe tsy mitamby
10. jennifer2 ( 22/01/2006 17:21)
manana ny maha ianao anao!
11. Herimiafina ( 22/01/2006 17:53)
Zah zany otsan'ny te ho araraotin'ny olona izany fa hitako otsan'ny favy be izany le mahita olona mi-sous estime anah, mi-manipule, milalao kanefa fanahy iniako ilay izy, be ambompo be ve zany zah e? :roll:
12. jennifer2 ( 22/01/2006 17:57)
13. akamatiana ( 22/01/2006 18:50)
Hambom-po ny fahafantarako azy njay a ! d ohatra ny we tsy mivalka ny hafa (teny , hevitra , zavatra atao ) fa ny azy ihany d zay .:wink: mety veuuh zany ?:-D:-D
14. Vahinala ( 22/01/2006 21:06)
Haiko le izy rehefa mitranga am fiainako nefa toa tsy haiko zany ny manazava azy ! hiihiihiih:roll::roll:
15. Fiffi ( 23/01/2006 04:49)
Vahinala: de mitovy akia isika an! ka io no nahatonga ahy nametraka ny hevitra fa tena tsy hitako marina hoe inona tokoa moa io ? ary @ fotana inona marina no azo ilazana azy ?
akamatiana: dia tena tsy aiko mihintsy an !8O
herimiafina: zany ve ? 8O
jenni: ka maninona no misy milaza hoe " mba manana hambo " e !! sa ve hoe aza misisika ? 8O8O8O8O
16. diamondra27 ( 23/01/2006 05:38)
manakambo=tsy mitambitamby olona(= fière)
manakambo= miseho mahavita tena, miseho milay, migeste
matikambo= mipoerapoera, faly fa tafita= te-hoderaina
tsy manakambo: raha misy olona efa mampijaly anao na mampiesona anao@ mahampinamana nefa enao mbola misisika ihany de tsy manakambo enao @izay
17. Fiffi ( 23/01/2006 05:59)
diamondra: dia azo lazaina izany fa tena he ilay misisika nefa efa tsy ilaina no tena ahazoako azy hoe "tsy mana-kambo koa ity olona ity an !!
18. Vahinala ( 23/01/2006 08:14)
Zay angamba !
19. Fiffi ( 23/01/2006 10:32)
diamondra: ary tsymisy lafina tsara ve hoe manakambo? toa ratsy daholo izy izany hoe miseho mahavita tena , miseho milay , migeste , ?8O8O
20. mirana5 ( 23/01/2006 15:52)
jennifer2:

ny an'i mirana no marina!


misaotra raha mitovy hevitra amiko ianao:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5682