Hambom-po
21. booboo
(
23/01/2006 16:07)
Hambo-po : toetra feno hamboniana tsy mety hanao zavatra hampietry ny voninahitry ny tena.
Manan-kambo : mitoandro ny haha ananana sy ny voninahitra, tsy manaiky hivarilavo na hanao izay tsy hahamendrika hanimba ny hasin'ny tena.
Matin-kambo : be avona diso fatra izay tonga mitera-doza ary manimba ny tena na ny laza soan'ny tena.
Be hambo : be rehareha ary tsy mety mandefitra , mandoka tena tafahoatra ary milaza ho manana na mahay an'izao sy izao.
Ireo aby ny hitako tanaty rakibolana fa tsy haiko raha nanampy an'i Fiffy ?

23. Fiffi
(
23/01/2006 16:21)
booboo: misaotra akia an! fa tena mazava tsara amiko , izany hoe teny efa aiko tsara aloha fa saingy mba te-ahafantatra ny hevin'ny be sy ny maro aho .:-*:-*:-*:-*
24. diamondra27
(
23/01/2006 16:44)
le mahavitatena nge lafitsarany e!
fiffi: tsy voatery @io cas io ihany fa misy cas hafa koa ka, exemple fotsiny io e!
le matikambo ohatra oe: nahazo 20/20 t@ note zao de lafitsarany iny

26. Herimiafina
(
23/01/2006 19:51)
Ity ny hambon'ny foko atolotro hoa anao ry malala, hehehehehe=))=))
27. Veloo
(
24/01/2006 00:35)
heri iza ndray ny malalanao ato?:roll:
raha ilay vrai sens ny hambo-po aky ry fiffy an dia tena ratsy mihitsy a.. Andriamanitra tsy tia olona misy hambo-po an
zay no azoko lazaina...za aloha tsy mba manana e :°)

30. Fiffi
(
24/01/2006 06:18)
diamondra: ilay matikambo hoy ndriko lafin'ny tsara fa aza mihambohambo aza !! mety ve zany ? dia lasa ratsy indray ilay izy ko !! 8O
31. Herimiafina
(
24/01/2006 06:47)
Ka tsy misy maharatsy an'izany e! Miankina amin'ny handraisanao azy ihany io. Marary ve ny fonao sa ny sofinao sa ny masonao refa misy olona matikambo.
Au contraire aza, vao maika mahafaly be ny mihaino azy hoe be ny olomanga eto antany, hehehehe=))=))

33. diamondra27
(
24/01/2006 11:16)
marina ny azy(HM) koa,
marina fa mety hamparary ny fon'ny sasany ny mahita anao falifaly mitsinjaka fa navita zavatra tsara nefa ny sasany tsy nahavita( le oh ery ambony oe: nahazo 20/20 za de faly sy mihambo nefa ny namako tezitra sy tsy faly @izany, de ze andraisany azy eo io, zay no mahalafitsara sy ratsy azy).De raha tsy manao izay koa enao de lasa mpihatsaravelatsihy zany hoe: faly anaty nefa tsy maneho ny hafalianao sy mibitaka.Refa afaka Bac enao zao de falifaly, se dedaka matikambo, de lafiratsiny ve zay? donc za andraisanao azy ao

34. Fiffi
(
24/01/2006 16:26)
diamondra: marina aloha ny andriko e! ka tsy maintsy matikambo kosa aloha rehefa mba afaka fanadinana e! io aloha dia tsy hitako loatra ny maharsatsy azy an! mba jejojejo ery e! :-D
40. Fiffi
(
25/01/2006 05:01)
Herimiafina: zay ve eh ? efa endry @ zay ve ? efa miandry anie i jenni e! :-D:-D:-D