Hambom-po

41. Veloo ( 25/01/2006 16:01)
Jenny a zay mihitsy retsy a:-D:-D
42. Herimiafina ( 26/01/2006 04:24)
Dikan'izany ve hoe raha henjy be zah de hatsangan'i Veloo ho zanany malala, hehehehe:-D:-D=))=))
43. fijo ( 26/01/2006 04:50)
manakambo,manana ny maha izy azy.
matikambo,matin'ny maha izy azy be loatra
tsisy ambpo,maty ny maha izy ilay fo"olona"fa efa tsy jerena mbola misisika ihany
be ambo mitovy amin'ny matikambo ihany.
ary ny manandrambo kosa,le miseho be rambo aloha ireny.hihihi
44. Fiffi ( 26/01/2006 07:51)
fijo: :-D:-D ary mbola tsy nahita an'ilay be rambo indray aho an! :-D:-D:-D
45. diamondra27 ( 26/01/2006 09:16)
nandende tany indray de nahita rambo an!
46. Fiffi ( 26/01/2006 09:48)
diamondra: fa taiza hono akia ? :-D:-D
:-*:-*:-* ndriko
47. fijo ( 28/01/2006 04:31)
mba maheno resaka ko nareo ko tssssssss
48. Fiffi ( 29/01/2006 05:09)
fijo: ka ianao kosa ve nanoratra an'io etsy ambony kely etsy de iny izahay nanaraka ko :-D:-D:-D:-D:-D
49. Veloo ( 29/01/2006 23:35)
:lol:8)
50. diamondra27 ( 30/01/2006 04:31)
fiffi: miverina foana izy refa tsy mahita ze mahasoa any ankafa e!:wink:
51. Fiffi ( 30/01/2006 05:14)
diamondra: :-D:-D:-D tahakan'ny zaza tsy mahasara-dreny ve akia ? fa eto hiany hoy aho isika namana e! sa ahoana hoy ndriko ? :-D
52. diamondra27 ( 02/02/2006 18:39)
ie 'zay mitsy akia fiffi a!
53. Veloo ( 02/02/2006 19:22)
54. Fiffi ( 03/02/2006 09:06)
Veloo: :-D:-D:-D , :-*:-* ndiko kambony
55. Veloo ( 03/02/2006 14:30)
:-D
56. Fiffi ( 09/02/2006 05:37)
Veloo, diamondra: nankaiza ra-fijo teto รด !
sao dia lanin'ny vitsika kosa ? :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.554