ny vato misakana ny fampandrosoana!

1. jentilisa ( 21/01/2006 06:53)
Raha nanontanian'ny mpanao gazety Atoa James Bond talen'ny Banky mondialy ny amin'ny vato misakana ny fampandrosoana eto Madagasikara, sy ny tsy fahatongavan'ny mpandraharaha any ivelany moa izany dia hoy ny navaliny:
Ny tsy fahampian'ny lalana sy ny angovo!
anjarantsika tsirairay ny mieritreritra!
novalian'i xxx ny 02/03/2006 06:35
2. kally ( 21/01/2006 08:51)
Ny fotoana fieritreretana angamba efa tapitra fa fihetsehana izao no ilaina.
3. Herimiafina ( 22/01/2006 01:51)
Zah nandra fa zany bandy izany faran'izay nandra,maty hasina ny diplaoma klé, tokony hatao mafimafy ny selection any amin'ny avo rehetra any fa raha izao no mitohy dia ny saka sy ny voalavo koa dia afaka hianatra ekonomia any amin'ny oniversité.

Tokony havahana foana ny developpement sy ny antsoina hoe soutien au developpement.8)
4. jentilisa ( 23/01/2006 12:15)
Mahita aho hoe fanohanana ankolaka ny asan'ny governenmanta no ataony!
5. jentilisa ( 23/01/2006 12:17)
moa misy miteny hoe tsy ihinanan-kanina izany manao lalana izany, ny mpanohitra moa no tena manindry izany!
6. xxx ( 27/02/2006 14:17)
Herimiafina:

Zah nandra fa zany bandy izany faran'izay nandra,maty hasina ny diplaoma klé, tokony hatao mafimafy ny selection any amin'ny avo rehetra any fa raha izao no mitohy dia ny saka sy ny voalavo koa dia afaka hianatra ekonomia any amin'ny oniversité.

Tokony havahana foana ny developpement sy ny antsoina hoe soutien au developpement.8)




Io mifanakiana io ihany no mampilentika. Ataovy ihany e!! Afaka mifanadina kely isika sy rangahy fa izaho voalavo avy any amin'ny Avo, ka alefaso ny resaka "Fampandrosoana" ary!!
7. Herimiafina ( 27/02/2006 16:49)
Eny ary re e! =D=D=D=D
8. LazaRandri ( 28/02/2006 02:47)
Herimiafina:

Zah nandra fa zany bandy izany faran'izay nandra,maty hasina ny diplaoma klé, tokony hatao mafimafy ny selection any amin'ny avo rehetra any fa raha izao no mitohy dia ny saka sy ny voalavo koa dia afaka hianatra ekonomia any amin'ny oniversité.

- Tsara refa matsapa tena e! hahaha
- fangah kou ny diploma taratasy kely iny misy hasiny? hahaha! Be diploma Herimiafina an! :-D:-D:-D:-D:-D
- Tsy aleo ve ny volavo mba hianatra refa kamo ny mpitarika grevy? Ny prof rateo efa samy mivarotra saka beloha doly. hahaha!

9. Herimiafina ( 28/02/2006 17:06)
Laza: anjaso ary kloou zah hianatra eny amin'ny Université de hitako eo e! hehehehehe=))=))
10. LazaRandri ( 02/03/2006 06:11)
HM> any amin'ny Institut de Gemmologie de Madagascar (IGM) mandeha lesy a! Tsy mila critere sy concours fa refa mandoa kôlazy 20M d mitombo reo diplôma b d b anelah reo. hahaha =))
11. xxx ( 02/03/2006 06:35)
HM sy LR :-w:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3675