Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ravatorano
(
19/01/2006 05:05)
Un Malgache enlevé en Irak
Un Malgache enlevé en Irak
Un Malgache et un Malawite travaillant pour une entreprise de télécommunications en Irak ont disparu hier, selon l’agence Reuters. Travaillant pour une entrepris...
tohiny
novalian'i vale ny 03/02/2006 21:09
xxx
(
18/01/2006 20:01)
hono ho aho e!!!
ireny sipa be nono ireny ve tsy mavesatra rehefa mandeha sa misy direction assistée izy ireny :-D:{...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/01/2006 21:03
lemenakely
(
18/01/2006 19:57)
izaho aloha di atsy mba matoky vehivavy izany e
mbo kozy e !!!!...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/02/2006 21:57
diamondra27
(
18/01/2006 19:35)
EO INDRAY ZANY AN!
Mba te- hampiasa saina anareo kely 'zany ny tenako sy hanome fahafampo an'i namana iray zay nangataka blagy hoe: refa mampme kia de zay no zavadebe
Iza ary no mahafantatra ny dikan'ireto?
1°/ 2...
tohiny
novalian'i Veloo ny 27/01/2006 19:28
hantavoahi
(
18/01/2006 17:35)
vacances dago
henoko hoe misy ao Tana club "anciens gasy de France" aiza ny adiresy raha hanao vacances any dago ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/03/2006 11:48
xxx
(
18/01/2006 16:51)
manontany ny hevitrareo
Misy namana nisaraka tamin`i vadiny , niala tao antokatrano rasipa fa tsy tia intsony. Nandefa email nilaza hoe hiasaraka fa tsy mety intsony , ny navalin`ilay rangahy dia hoe "OK" tsy misy tohiny int...
tohiny
novalian'i Veloo ny 28/01/2006 23:43
xxx
(
18/01/2006 16:28)
mety misy olona tsy tia firaisana ara-nofo ve
mba fanontaniana kidaladala ity?...
tohiny
novalian'i mazoto ny 17/05/2006 09:42
atmos
(
18/01/2006 15:29)
Tiona Advantista
Manao ahoana daholo,
sao dia mba misy mahafatatra ianareo hoe aiza no mety ahitana Tiona advatista afaka vidiana na hoe afarana. Misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i Tefipopman ny 15/01/2020 05:46
Nickovy
(
18/01/2006 15:24)
Mbola ilaina ve ny Masera sy Mompera?
Fanahy iniana natao ato izy ity satria eritreritra mandalo ka tsy natao any amin'ny dinika Fivavahana , Finoana.
Betsaka ny tanora diso fanantenana noho ny fitondran-tenan'ny mompera na masera. Maro...
tohiny
novalian'i Mifenty ny 31/01/2006 07:11
yonikafopl
(
18/01/2006 14:47)
Faisons l'amour avant de nous dire adieu
HOno ho aho, misy manaiky anzany ve raha ny sipany no milaza an'io???...
tohiny
novalian'i fbi ny 13/02/2006 16:45
Anah
(
18/01/2006 13:34)
mitady lehilahy ...
Manao ahoana daholo,
Mitady lehilahy ho namana, raha toa moa ka mety hifanaraka dia ny ho vady no tanjona.
Lehilahy 30 - 40 ans, tia miresaka fa kosa tsy ireny mpampiesona ireny. Lehilahy tia fahadi...
tohiny
novalian'i lee ny 28/04/2006 15:14
diamondra27
(
18/01/2006 13:23)
hevitry ny lhl refa manao sous-vêtement sexy ny vhv
Mba efa naheno ve 'nareo ny resa-dhd amintsika vhv refa le @ fotoana intime iny ka mahita le sipa manao ss vêt sexy de inona ny lazain'ny le kof?...
tohiny
novalian'i hertix ny 13/02/2006 02:08
diamondra27
(
18/01/2006 13:14)
VEHIVAVY IDEALY
mba te- ho anisan'ny vhv idealy ny tenako kanefa tsy de haiko loatra hoe: inona marina moa no tadiavin'ny lhl @ le oe vhv idealy ho azy?...
tohiny
novalian'i fasaly ny 06/02/2006 14:15
diamondra27
(
18/01/2006 12:45)
FOURRIERE
Hono ho'aho raha sendra lasa any @ fourrière kay ny vam de aiza no aleha? Inona no tokony atao?Za manko tsy mba nametraka io kestion io fa mba te-hahalala kosa raha sendra voa na mba afaka manoro he...
tohiny
novalian'i dadabe ny 26/03/2006 04:24
Naliy
(
18/01/2006 09:04)
camera numerique mila tanana o
Bjr a ts
mba te hividy cam num ny tenanay nefa tsy manan notion,
1, inona ny dikan´ilay hoe 3Mpixels dia azo interpoler na jusqu´a 5 Mpixel? (hoe hardware ???)
2,inona no tsara vidina carte me...
tohiny
novalian'i lapino ny 18/01/2006 21:38
jentilisa
(
18/01/2006 08:56)
tia sarimihetsika ve isika gasy?
tokony ho tsy fanontaniana intsony izany saingy tsy be loatra ny miresaka izany ato amin'ny serasera.
Mba manontany ary aho hoe inona ny film tena tianareo hatramin'izay nahitanareo film voalohany ...
tohiny
novalian'i cutie ny 04/02/2006 19:49
hery
(
18/01/2006 07:04)
Ny fiara ohatran'ny vehivavy :-p
Angamba mety mahagaga anao fa tena marina io. Tsy resaha hoe double-pont na resaka hoe molotra mazda. Fa ny fitandrohana fiara dia tokony atao tahaka ny mitandroka vehivavy.
1. Alaina kalam
izany ho...
tohiny
novalian'i mbositra ny 14/02/2006 21:49
Herimiafina
(
18/01/2006 06:16)
Ny andraikitra sy ny fanambadiana.
Matetika fandre ny hoe "endrika iray anehoana fahamatorana ny fanambadiana". Maro noho izany ireo mpampiasa no misafidy manokana ireo olona efa manmbady omena andraikitra ambony, eny fa na ny mpitondr...
tohiny
novalian'i Vahinala ny 26/01/2006 08:16
mino
(
18/01/2006 05:25)
essence sans plomb
Mba te hahalala aho, rehefa tonga toko mo le fotoana oe tsy maintsy sans plomb ny essence, dia inona no ovana na soloina ao amin'ny motera .
misaotra anao mamaly...
tohiny
novalian'i mino ny 22/02/2006 06:44
Herimiafina
(
18/01/2006 05:05)
Maotera rotatif
Lasa ny saiko amin'ity teknolojia vaovao iray ity ry zareo.
Raha oharina amin'ny maotera tsotra dia tsy mampiasa ireo piesy fahita toy ny piston, soupapa, bielle manivelle sy vilebrequin intsony fa ...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 20/01/2006 03:50
