camera numerique mila tanana o
1. Naliy
(
18/01/2006 09:04)
Bjr a ts
mba te hividy cam num ny tenanay nefa tsy manan notion,
1, inona ny dikan´ilay hoe 3Mpixels dia azo interpoler na jusqu´a 5 Mpixel? (hoe hardware ???)
2,inona no tsara vidina carte memoire sd 512MB anakiroa sa 1GB anakiray.
Misaotra mialoha @ fanampiana

novalian'i lapino ny 18/01/2006 21:38
2. ds
(
18/01/2006 11:20)
Momba ny fakan-tsary (tsy voatery mihetsika ;-)) angamba no tianao anontaniana sa ?
(PixEl = Picture Element)
Ny zavatra farany kely indrindra eo amin'ny sary no antsoina hoe pixel. Arakaraka ny hamaroan'io izany no ahitana antsipiriany (détails) betsaka eo amin'ny sary iray.
Raha ny tokony ho izy, dia tsy mahavita mamoaka sary mihoatra 3 Mega pixels ilay fakan-tsara. Ataony anefa izay amenoana ny banga (artificiellement) mba hahatongavana amin'ilay 5 Mega pixels.
Fanamarihana :
Raha ohatra ka tsy mila halebiazina ny sary (poster ohatra) fa mijanona 10 X 15 sm rehefa atonta, dia 3 Mega pixels dia efa ampy tanteraka.
Te hanao mpaka sary ve izy izany e ? :-)
Tena ngeza be ireo raha ohatra ka sary tsy mihetsika no alaina (an'arivony ny sary mety ho vitany). Rehefa hividy ihany, dia aleo 512Mb x 2 satria raha sanatria simba... Sady elaela kokoa ny famakiana azy arakaraka ny habeny.
(PixEl = Picture Element)
Ny zavatra farany kely indrindra eo amin'ny sary no antsoina hoe pixel. Arakaraka ny hamaroan'io izany no ahitana antsipiriany (détails) betsaka eo amin'ny sary iray.
1, inona ny dikan´ilay hoe 3Mpixels dia azo interpoler na jusqu´a 5 Mpixel? (hoe hardware ???)
Raha ny tokony ho izy, dia tsy mahavita mamoaka sary mihoatra 3 Mega pixels ilay fakan-tsara. Ataony anefa izay amenoana ny banga (artificiellement) mba hahatongavana amin'ilay 5 Mega pixels.
Fanamarihana :
Raha ohatra ka tsy mila halebiazina ny sary (poster ohatra) fa mijanona 10 X 15 sm rehefa atonta, dia 3 Mega pixels dia efa ampy tanteraka.
2,inona no tsara vidina carte memoire sd 512MB anakiroa sa 1GB anakiray.
Te hanao mpaka sary ve izy izany e ? :-)
Tena ngeza be ireo raha ohatra ka sary tsy mihetsika no alaina (an'arivony ny sary mety ho vitany). Rehefa hividy ihany, dia aleo 512Mb x 2 satria raha sanatria simba... Sady elaela kokoa ny famakiana azy arakaraka ny habeny.
3. diamondra27
(
18/01/2006 12:56)
marin amitsy io kestion ny ds io, te hanao mpaka sary ve enao sa amatrice sa familiale fotsiny no ilaina ilay fakantsary. Raha zay manko de samy hafa ny valiny. Raha hanao mpaka sary enao de aleo mividy appareil professionnel fa raha mba oe par plaisir fotsiny de tsy maninona ny mividy reny hita @ magasin reny na centre commercial.
4. lapino
(
18/01/2006 21:38)
Asa raha mahaliana anareo, fa raha tena hitady appareil photo milay dia ity no tsara: http://www.hasselblad.se/Archive/documents/Downloads_files/Productsheets/Hasselblad_H2D-39_English.pdf
Fa ny tsara koa aloha misimisy vidiny ihany e: ohatrohatra an'izao: http://www.dailytech.com/article.aspx?newsid=270
:wink:8)8)8)