vacances dago

1. hantavoahi ( 18/01/2006 17:35)
henoko hoe misy ao Tana club "anciens gasy de France" aiza ny adiresy raha hanao vacances any dago
novalian'i Fiffi ny 28/03/2006 11:48
2. fasaly ( 18/01/2006 18:05)
jereo am site e!, fa adresse hanaovana vancance dago ahoana zany???
3. fijo ( 19/01/2006 04:16)
dia hizesta tsy hiteny gasy indray ao,sa ahoana?sa le hitsetsetra hoe tamin'izahay tany.....
4. mirana5 ( 19/01/2006 10:38)
lasa ndray!! milavo lefona sa???
5. Veloo ( 20/01/2006 17:28)
angaha ry reto misy an'izany ko? mba omeo tokoa mo zany adiresy zany eeeeeee:{:{
6. vegas ( 27/01/2006 01:10)
n'importe koi ko zany. Inona hono ny tanjon'ilay club amizao?
7. cheboman ( 27/01/2006 05:06)
misy an'ilay "pégase madagascar" ao amin'ny cite ambatonakanga fa toa tsy natao ho an'ny mpanao vacances aloha ny fafatarako azy
http://www.cite.mg/prog_pegase.htm
8. ravakamalala ( 27/01/2006 15:15)
hevitra tsara ilay pégase, mahaliana!

fijo > inn ary ty tonga dia aviavy be ity?:roll:
9. Veloo ( 27/01/2006 17:09)
hummm:-w:-w:-w:-w
ravaka ie wa retsy?:-D:-D
10. fijo ( 27/01/2006 20:59)
ravaka sy veloo,ka maninona nefa no te hiavaka toa io e.zavatra efa hitako tany koa mantsy ity.nisy bal izay tamin'ny 1997,dia ny fidirana tao dia "carte de séjour"tssssss,dia tena nahilika mafy mihintsy izay tsy nanan tao.ka raha izay no tanjona,inona no nodiana tany?
11. fasaly ( 27/01/2006 21:00)
:-D:-D:-D
12. zandrikely ( 28/01/2006 18:41)
o rey olona a anao vacance any dago ve dia hitady adresy ny ancien gasy paris , n,y olona rehefa mankany manala azy , tsy aleo ve ny avana lavitra sy tsy mba hita no aleha fa angaha dia tena manampotona be e , samy manana ny reviny io fa ny anay aloha dia manala azy miaraka @ fianakms no atao any e , rea tsy hoe angaha tsy manana na miady @ fianakams
13. Veloo ( 28/01/2006 23:24)
:-D:-D:-D:-D marina zany
14. fijo ( 02/02/2006 04:28)
zandrikely ,izay mihintsy.matoa miala ny aty,dia mba mila miova revy,fa raha mbola ny revy aty no tadiavina,tsy aleo mikisaka ao cachant.
15. booboo ( 02/02/2006 14:17)
fa misy inona any Cachan ?
16. Veloo ( 02/02/2006 19:25)
boo2 a ny fivorian'ny gasy rehetra retsy a:-D:-D
17. Samoana ( 03/02/2006 13:48)
za marina ve letsy ry fijo raha mankany dago de mbola elà no hotadiaviko eran'ny tanàna ? hihihi
mba gaigy marina izany billet d'entrée "carte de séjour "izany ! Tss!! Le tonga mankao mihintsy moa no gaigy:lol:
18. Veloo ( 03/02/2006 14:36)
aiza ry samoana?8O
19. Solitikabe ( 07/02/2006 04:17)
Izay izany ilay hoe nde hitsidika any Mada hitady vazaha raha tsy diso a
20. Fiffi ( 07/02/2006 05:26)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3315