vacances dago

21. Veloo ( 07/02/2006 16:55)
8O8O
22. fasaly ( 07/02/2006 17:14)
hitady gasy hoe:roll:
23. hesham ( 07/02/2006 19:11)
:-D:-D:-D:-D:-D
24. Veloo ( 09/02/2006 20:32)
ie wa ry fasaly:roll::roll:
25. bilakarenjy ( 21/02/2006 14:45)
sao dia mba tsy GASY ary ity mametraka fanontaniana ity ,satria nahoana ;tsy any dago mihitsy ry zama no fanaovana "vacance" a!,fa raha izany no hevitr'ise dia aza milevina any MADAGASIKARA ise .Toerana nilatsahan'ny tavonin'ise ve dia hanaovana fitsangatsanganana fa tsy hoe :honenana sy hipetrahana sady mba tiana ho hasondrotra aza ,(manginy fotsiny moa ny fisehosehona rehefa mby any).Mba hafa indray izany eritreritr'ise izany a!.
26. ambivotra ( 14/03/2006 13:55)
Tompony hangatak'atiny ve sa dia efa nivoatra be loatra ny any Dago no sady efa ela no nialana tany ka ho very repères raha tonga any ?8O8O8O
27. fijo ( 16/03/2006 04:47)
dia asa ry zareo.
28. Angie ( 28/03/2006 08:47)
Hafa njay ity marina. Ny ahy aza tsy ampy ny fotoana hanaovana faly mahafantatra ireo namana ato kou. Sao mahazo ny GVT any dago kosa izy kou :lol::lol::-D:-D aleony miaraka @samy taigna tany frantsa tsss
29. Fiffi ( 28/03/2006 11:48)
ny anay rangaha rehefa manao vac any dago tena tsy ampy mihintsy ilay fotoana fa ny fianaks mitady anay daholo , hafaliana moa izany ? na ny namana taloha aza tsy vita ny mandeha mamangy azy fa ny hafaliana miaraka @ havana tena milay eh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7262