izaho aloha di atsy mba matoky vehivavy izany e
3. Ragadona
(
18/01/2006 20:43)
Handrangitra sipa ndray zay lemenakely. Aviavy be dhl zao ze sipa hamaly eo
6. jennifer2
(
18/01/2006 23:16)
Vale! zany ve? za anefa tsy mahatoky lehilahy zany, ry zareo mantsy mieritreritra an'le Adama sy eva foana de lasa mitandrina tsy de mahatoky intsony ny ankamaroany.
7. Herimiafina
(
19/01/2006 00:45)
Izaho indray kanefa de mahatoky olona be ary tena mahafinaritra ahy, fahafinaretako be tsy misy toa iznay le mahita an'ilay olona manararaotra anah iny, le mihevitra anah ho vendrana be, favy an, pauvres petits mortels, hehehehe:-D:-D:-D=))
8. pissoa
(
19/01/2006 05:38)
Herimiafina ity tena sampona mihitsy :-D:-D:-D
Fa zah koa alou tsy matoky vehivavy izany eh :-D:-D=))
Fa zah koa alou tsy matoky vehivavy izany eh :-D:-D=))
9. mamzelkely
(
19/01/2006 07:33)
pissoa< hihihihi
za njay matoky ana za ka za vhv ts'inn:°)
lemena< inn klou ny ts atokisanao vhv ee:roll::-D
za njay matoky ana za ka za vhv ts'inn:°)
lemena< inn klou ny ts atokisanao vhv ee:roll::-D
10. Vahinala
(
19/01/2006 08:37)
Herimiafina ty tena hafa kely mihitsy a, za koa aloha tena matoky ana e, donc mahatoky vehivavy zany za !
11. lemenakely
(
19/01/2006 09:14)
tsy mahatoky vehivavy aho satria ao ny sasany vao mahita bandy bogosy na manana vam tsara tarehy dia efa hafahafa ny maso!!etc ....e
12. pissoa
(
19/01/2006 09:24)
Andray koa - kay zay zany tsy hijery mihitsy :-w:-D:-D
Lainga kambony fa ny sasany fotsiny anie izany ry lemenakely e :-*
Lainga kambony fa ny sasany fotsiny anie izany ry lemenakely e :-*
14. Kadoda
(
19/01/2006 10:36)
Aza manavakava-bolo-tsexe fa mitovy daholo. Samy mety mamitaka daholo na viavy na lahy. Samy mandia tany, samy miloloha lanitra. Amiko, mitovy daholo
15. mamzelkely
(
19/01/2006 10:46)
hay ve de zay ve no ts atokisanao sipa ry r lemena ts izy rht kosa alo no manao anzany ee de aza atao tambabe ôtran'izany le izy avy miresaka amiko de matoky sipa enao am manaraka :wink::-D:-D:-D
16. mirana5
(
19/01/2006 10:50)
=D=D=D=D
Kadoda:
Aza manavakava-bolo-tsexe fa mitovy daholo. Samy mety mamitaka daholo na viavy na lahy. Samy mandia tany, samy miloloha lanitra. Amiko, mitovy daholo
17. Vahinala
(
19/01/2006 10:58)
kadoda > Blavo tena marina mintsy zany. Sady iza no niteny an'i lemenakely fa ny vhv ihany no mijerijery eny andàlana fa samy manao izany daholo ihany, ny maso anie natao hijery e !
18. Herimiafina
(
19/01/2006 11:33)
lemenakely:
tsy mahatoky vehivavy aho satria ao ny sasany vao mahita bandy bogosy na manana vam tsara tarehy dia efa hafahafa ny maso!!etc ....e
Zah kou leisy de tena sahirantsaina mihintsy refa mba sendra zavatra toa izany fa ny ataoko fanafodiny dia mba ataoko hafahafa koa ny masoko rehefa mahita sipa bogosy be na manana vam tsara tarehy, hehehehe:-D:-D=))