izaho aloha di atsy mba matoky vehivavy izany e
41. Vahinala
(
25/01/2006 22:09)
fijo > Ny sosisiko kosa ve tadiaviny omeko azy koa, za aza efa ela tsy nihinana azy zao ! :-D:-D:-D:-D
42. hertix
(
26/01/2006 02:44)
Vahinala> Sao dia efa lanin'ny saka kosa zany saosisy ela tsy nohanina izany? Na masiso sy lasa bobongolo eo! Sa nareo efa manana fomba fi-conserver azy? :roll:
Fa hono ho'a: saosisy karazany inona zany tianao be zany: misy mantsy saosisy au légumes, pur porc, fumée, de Francfort sns...;-);-);-)
Fa hono ho'a: saosisy karazany inona zany tianao be zany: misy mantsy saosisy au légumes, pur porc, fumée, de Francfort sns...;-);-);-)
43. Veloo
(
26/01/2006 03:26)
inn ary no hidiran;ny sosisy ato? ireo lahy ireo ve tsy manana sosisy doly ry vahinala a:-D:-D:-D
44. Herimiafina
(
26/01/2006 03:46)
Oadray klé, fa saosisy inona indray ary no heritreretinareo izany klé. heheheheh:-D:-D:-D:-D
"Aza mahatoky vehivavy fa saosisy ny laoka"HM(l)
"Aza mahatoky vehivavy fa saosisy ny laoka"HM(l)
48. Vahinala
(
28/01/2006 15:58)
hertix > Haripako ary ny saka raha mitapitapy ao ka, sosisy pur homme fa tsy pur porc e ! :-D:-D:-D:-D
49. hertix
(
29/01/2006 05:56)
vahinala > misy fiteny anie manao hoe "alika enjehina fa ny saka mahery mandeha e!". Ny saka rehefa mangala-pihinana tsy tratra mihitsy fa tena fetsy. :-D:-D. Arak'le tenin'i HM hoe "Aza mahatoky vehivavy fa saosisy ny laoka"
sosisy pur homme: mais keskil a de plisy ke lezotira?
le gou, la larzera ou la longera ou la puisansa ou koà ? 8O8O8O
sosisy pur homme: mais keskil a de plisy ke lezotira?
le gou, la larzera ou la longera ou la puisansa ou koà ? 8O8O8O
51. Vahinala
(
01/02/2006 21:35)
hertix :-D:-D:-D:-D:-D:-D tout et tout mintsy e !
fijo > Ie mila za fa nenao tsy mety aloha e, za tsy miaraka am olona mbola virja:-D:-D:-D:-D:-D
fijo > Ie mila za fa nenao tsy mety aloha e, za tsy miaraka am olona mbola virja:-D:-D:-D:-D:-D
53. anjely
(
02/02/2006 13:08)
=))zà lou de miombon-kevitra amy kadoda ê! miloulou lanitra dôly ka LENA=)) zà lou na ny tenako aza tsy atokisako ê! refa misy bôgôsy dia tiako andramana fôna =))
54. Vahinala
(
02/02/2006 13:23)
Ary raha mihelo ka d lena koa ve ? Hihihihi vazivazy zany an !:wink:
56. pitchou
(
03/02/2006 00:32)
kou iza kosa no mahita fa mety misy défô d'orizinnnn zany ! =))=))=))=))=))