izaho aloha di atsy mba matoky vehivavy izany e

21. fijo ( 19/01/2006 20:38)
za mahatoky rehefa eo amiko izy ,fa raha vao tsy eo,hummmmmmmm,tsy hita izay misy any e.
22. sipagasy ( 20/01/2006 19:42)
fijo:

za mahatoky rehefa eo amiko izy ,fa raha vao tsy eo,hummmmmmmm,tsy hita izay misy any e.


hihihi mr fijo io ilay hoe rehefa anatin'ny trano ahy annn fa raha vao difin'ny ravaravana tsy iasako loha koa hhihi, tena marina ny anao kann tena amafisiko marina e!
23. fijo ( 20/01/2006 19:43)
izay mantsy,sady ny tena virja ve de hiasa loha be amin'izany
24. Veloo ( 20/01/2006 20:10)
kadoka =D=D=D
25. vale ( 20/01/2006 20:33)
Jennifer> otran-dry koa aky zà a, fa aleoko matoky llahy fa ny vvavy taranak'i eva :-P
26. Herimiafina ( 21/01/2006 04:25)
Tssss, tsy aleo ve ry zareo mba mahatoky olona jamba be e! Afaka haninona eo moa izy e? Tsy hivadika ho lasa kisoa mahintsiny izy akory na hiodina any ambadika any aza, sady hahalany firy eo moa izay moka manaikitra azy any e? hehehehe=))=))
27. kally ( 21/01/2006 07:12)
Izaho indraytsy mivaky loha fa izay matoky matoky izay tsy matoky mandeha izy mitsoraka.Tsy hampihena ny fahasambarako loatra!!:wink:
28. Veloo ( 22/01/2006 01:48)
tssssssss ahona ko zany vehivavy tsy mahatoky :roll: vehivavy zany?:roll:... na lahy na vavy mitovy doly ry reto a:roll:
29. Herimiafina ( 22/01/2006 02:18)
Zah kou klou tsy de matoky firy njainjay e. Misy fitsapana fanaoko izay, hehehehehe:-D:-D:-D:-D

Rehafa le misakafo iny de fanahy iniako mahintsiny saosisy anakiroa zara vilana kely no ataoko eo ambony latabatra atao laoka,d e rehefav vita ny vavaka de mody mierikerika zah de amin'iny ilay olona no miara-mikaly amiko no manararaotra maka laoka de refa miverina mitodika any amin'ilay vilia nisy ny laoka zah de ilay saosisy kely foana no hitako tavela eo.

Test kely tsy misy dikany io, ary geste kely tsy misy dikany ihany koa no nataony fa amiko midika zavatra betsaka: "saosisy kely iny aza mahafetsifetsy azy koa maika fa zava-dehibe iray". hehehehehehehe=))=))
30. pitchou ( 22/01/2006 04:28)
lemenakely izany pédé !
31. Veloo ( 24/01/2006 02:05)
mety ho zany aky a ry pitchou a:roll:
32. hertix ( 24/01/2006 18:07)
tena milay kosa le fikan'i Herimiafina kle!! Ndeh handramako ho hitako eo. Fa ny tena henjana le sipa misava pôsy mahitsiny. Tena ara-bakiteny io an!! Vao tonga eo aminy enao de ny hisava pôsy no mahamaika azy de ze tratrany ao de tonga de gouter... Fa enao eo sady voky no miasa saina!!!:*
33. Vahinala ( 24/01/2006 19:00)
Herimiafina > Manao alahelona sosisy njay an ! :-D:-D:-D:-D:-D:-D
34. Herimiafina ( 24/01/2006 20:40)
Test psycholojika izany akia ry Vahinala an, saosisy no mba nampiasaina, hehehehe:-D:-D
35. Vahinala ( 24/01/2006 21:15)
Herimiafina : za ndray anefa nahatsikaritra hoe rehefa miara mikaly amin'ny kofako dia le ngedengeda foana no omeny ana indrindra raha fantany hoe tiako le zavatra, tsy miandry maka fa izy mintsy no tonga d mizara ! Ngo d mbo misy test mety any dans le cas contraire e ! :-D:-D:-D:-D
36. Herimiafina ( 24/01/2006 21:17)
Tena otsan'ny metimety amiko izany kofan'i toi izany klé, afaka mba handefasanao sombitsombiny amin'ileiry ve zah ry Vahinala? hehehehe:-D:-D=))=))
37. Vahinala ( 24/01/2006 21:37)
Herimiafina > Tena niova taranja angamba lety kle ! Hahahahahaha don't kitikitika mon kofa an, ato am serasera bobaka ! :-D:-D:-D:-D
38. Herimiafina ( 24/01/2006 21:45)
Ka tsy tena le kofanao anie no reveko fa le saosisy be omeny lalandava izany e! hehehehehe=))=))
39. Vahinala ( 24/01/2006 21:47)
Herimafina > Enao ty wa tssss ka tsy tiako zaraina le sosisy fa manjary tsy ampy ana ndray koa !=))=))=))=))=))
40. fijo ( 25/01/2006 22:00)
homeo izy vahinala an,inona ary ty
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2741