Liste des messages
Liste des messages, inserés par danibe, par ordre de date
danibe
(
08/05/2014 21:00)
code de la déontologie
Slt daholo e! Sao dia mba misy mahalala hoe aiza no ahitana ny texte ny code de la déontologie des enseignants à Madagascar. efa mba nitady tany rehetra tany aho fa tsy nisy a! izay mba afaka manamp...
suite
répondu par Ratoa le 19/07/2014 19:24
danibe
(
05/03/2009 21:37)
tgvra8
Hita @ fitenin'izy roalahy fa samy bandy2 aby ihany izy ireo. Jereo ane ny fomban'i tgv refa mikabary eo @ 13 mai e, na ao @ radio...fa ilay an-dra8 t@ fanombohan'ny grevy iny koa, hoy izy hoe, tsapao...
suite
répondu par xxx le 05/03/2009 21:55
danibe
(
18/10/2006 20:27)
toaka gasy!
hitako tamin'ny tribune androany fa azo avadika ho solika fampiasa toy ny pétrole hono ny toaka gasy ka raha toaka gasy 5l dia ahazoana éthanol 1l. dia ahoana izany fa feno toaka gasy anie ny tanana...
suite
répondu par prime le 20/10/2006 11:44
danibe
(
14/10/2006 09:27)
tsy azoko ny fikan'ny fanjakana
Tamin'i Pierrot mbola tany am-pandosirana dia nodradradradraina fa mila samborina, ary efa navoaka aza ny didim-pitsarana sasany momba ny fanamelohana azy. ny tsy azoko dia hoe: nahoana no manao ny fo...
suite
répondu par fijo le 17/10/2006 22:04
danibe
(
11/10/2006 20:53)
mampalahelo i madagasikara
dimy taona lasa izay dia niaina crise ny malagasy, izao indray ity dia efa tsy hay izay hataon'ny 3 desambra nefa toa efa hita taratra sahady ny fisamborana sy ny ra mandriaka... ry zalahy miady tsy m...
suite
répondu par vetsoko le 14/10/2006 12:11
danibe
(
08/10/2006 20:50)
te hanankarena
inona no tokony hataoko mba hampanan-karena ahy?:{:{:{...
suite
répondu par prime le 25/10/2006 13:58
danibe
(
24/09/2006 21:21)
mangataka raha misy
mba omeo ny tonon'ilay hiran'ny ainga hoe: tout mon temps pour toi izay manana. misaotra mialoha....
suite
répondu par cmbolatiana le 02/10/2006 11:01
danibe
(
09/02/2006 12:24)
ry frantsay ooooooooo!
ry frantsay o, raha mba nataonao talohan'ny fanjanahan-tany mantsy izao fanampiana sy fanehoam-pitiavana ataonao @ izao, dia mba efa nihoatra an'USA ny malagasy. saingy indrisy, rehefa avy nampinono a...
suite
répondu par fijo le 09/03/2006 22:32
danibe
(
04/02/2006 09:32)
mba ahoana kay?
mba ahoana kay ny zava-misy @ireny mpivady ireny rehefa tonga fotoana le madama?
mety sahirana be ve ramose satria:
mety mahakamo be le ra
tsy afaka manao firaisana koa
na tsy haiko koa ny zava-ka...
suite
répondu par lyiah le 03/03/2006 08:00
danibe
(
03/02/2006 15:35)
mba mahagaga ahy!
nareo ve mba mahalala ny antony tena mahatonga ny olona hiady toerana eo amin'ny fitondrana nefa izay tonga eo tsy misy iray tsy mahita olana. nahoana koa ireny mpanao politika ireny tsy mba misy mite...
suite
répondu par fijo le 07/02/2006 21:16
danibe
(
01/02/2006 12:55)
fitaovam-pifandraisana sy fitiavana
omeo ny hevitrareo hoe za raha maty na tsia, na azo atao na tsia, ny mifankatia eto amin'ny internet,izany hoe: ol roa miaraka nefa resaka eto @ internet ihany. mba tiako ho fantarina tokoa mantsy rah...
suite
répondu par jentilisa le 27/02/2006 07:17
danibe
(
12/11/2005 13:26)
revy samy manana
misy ilay fiteny hoe: "revy samy manana", tsy azo lavina io, fa kosa amin'ilay hiran-Drakiky hoe: "mampalahelo raha ny mpanamaina no gadraina" mba ahoana ny hevitrareo, ampy ve ny revy samy manana sa ...
suite
répondu par Herimiafina le 25/11/2005 19:16
danibe
(
10/11/2005 21:06)
hopitalim-panjakana hono
hopitalim-panjakana hono, tao A/be no niseho ny tantara, tena marina nitondra ny zaobaviko tao aho fa nanao sarotra izy tamn'zay dia voatery nodidina. vao tonga aloha dia efa takina aby ny zavatra re...
suite
répondu par fijo le 01/12/2005 22:58
