revy samy manana

1. danibe ( 12/11/2005 13:26)
misy ilay fiteny hoe: "revy samy manana", tsy azo lavina io, fa kosa amin'ilay hiran-Drakiky hoe: "mampalahelo raha ny mpanamaina no gadraina" mba ahoana ny hevitrareo, ampy ve ny revy samy manana sa tokony tokony mba hiaraha-miaiky fa ratsy ny maina. hevero ary hoe any amin'ny tany be maina be ianao, inona no ataonao? hanamaina koa ve satria revy samy manana?
2. cutie ( 12/11/2005 23:44)
ie :-D
3. lapino ( 18/11/2005 18:08)
Ka ny revy samy manana fa ny revin'ny sasany indraindray manimba ny an'ny hafa ko!
4. fiaritiana ( 20/11/2005 21:50)
aty zao tany maina be fa tena manamaina ny olona aty, zà aloha mahita e!
5. Herimiafina ( 25/11/2005 19:16)
Inn kalongany le karazana maina misy any ngo de le manimba reny klé, zah tsy tia raha tsy maina malefaka, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4352