toaka gasy!
1. danibe
(
18/10/2006 20:27)
hitako tamin'ny tribune androany fa azo avadika ho solika fampiasa toy ny pétrole hono ny toaka gasy ka raha toaka gasy 5l dia ahazoana éthanol 1l. dia ahoana izany fa feno toaka gasy anie ny tanana e! inona koa anefa no fepetra tokony ho raisina mba hamapandeha tsara io raha2 io. ao nereo economista reo e! mba tadiavo lalana amoahanay ny toakanay fa efa tsy nanao intsony izay anay noho izy io tsy azo amidy...!
novalian'i prime ny 20/10/2006 11:44
3. fijo
(
18/10/2006 21:39)
danibe,milay be izany kle,izay vao tena mitombona ilay fitenin'ny bandy hoe :"andeha haka lasantsy"fa rehefa vizana dia efa ao le fika manja
4. sipagasy
(
19/10/2006 07:48)
ka ny toaka anie, misy fanovana kely atao fotsiny dia mitovy à ethanol e! efa fampiasa @ fiasa hybride
5. fijo
(
19/10/2006 19:17)
sady ny toaka gasy anie wa(efa resako hatry ny ela io)tsy misy maharatsy azy e;ary tsy itako mihintsy izay antony hanakanana ny fivarotana azy.ireny nefa no vokatry ny tany any.
6. prime
(
20/10/2006 11:44)
Tsara halalinina ny zavatra toy izao fa mahasoa sy mamaha zavatra maro...