fitaovam-pifandraisana sy fitiavana
1. danibe
(
01/02/2006 12:55)
omeo ny hevitrareo hoe za raha maty na tsia, na azo atao na tsia, ny mifankatia eto amin'ny internet,izany hoe: ol roa miaraka nefa resaka eto @ internet ihany. mba tiako ho fantarina tokoa mantsy raha tena mahasolo ny ilain'ny olona rehetra ny fivoaran'ny teknika iainantsika amin'izao.
novalian'i jentilisa ny 27/02/2006 07:17
2. Vahinala
(
01/02/2006 13:05)
Tsy azoko tsara le fanontaniana, hoe teto am internet mihitsy no nifankahita ve sa hoe efa niaraka no nifanalavitra d lasa mifandray am internet ?
3. jentilisa
(
01/02/2006 13:45)
Izaho mieritreritra hoe arakaraky ny toerana sy ny fomba fisainana ihany io. Ny eto Dago raha gasy samy gasy asiky tsy misy resaka matotra fa fanalan'azy izany mifankatia amin'ny serasera izany. Ny an'ny vazaha tena hitako tsara fa tena isan'andro mihitsyizy no manoratra ho an'ilay iresahany. Ary betsaka mihitsy no tonga eto Dago avy eo hifanena amin-drazazavavy.
NEfa ny zavatra tena hitako, raha io zazavavy tamana mifanoratra amina vahiny any ivelany io no misy gasy eto an-toerana no mifanoratra aminy tahaka ilay vazaha dia hafa tena ambany mhitsy ny fiheviny iny olona iny. Efa nahare aho fitenenana manao hoe ny gasy tsy alehany amin'ny vola ka inona koa no itonantonanany aty?
Dia anjaranao ny mieritreritra!

4. booboo
(
01/02/2006 13:53)
tsy mahasolo ny raha aby aby @ fitiavana mitsy. Hafa ihany zany mifana-be maso sy tava zany.
ambadiky ny écran tsy ahafana mikasika ny vatan'ilay iraika, tsy ahafana mahita ny raha fataony rehefa andravan'andro, tsy ahafana maheno ny fofon'ny après-rasage-ny, sns.
Na afaka mampiasa web cam aza dia tsy miova mitsy lé décor fa ny eo ihany no eo ! tssssssssss.

5. lapino
(
01/02/2006 13:54)
Vahinala: toa tsy manavaka an'izay ilay fanontaniana
danibe:
Ny zavatra avelan'ny teknolojia amin'izao raha resaka fifandraisana dia ny: mifanoratra sy mifandefa sary, miresaka an-telefônina, miresaka mifankahita sary (na dia mbola ambany be ny résolution-n'ny webcam :))
Arakaraka ny zavatra ilain'ireo mpifankatia izany, raha voasolon'ireo na tsia. Raha ny hevitro aloha, raha fitiavana efa tafapetraka, na tsy mahafoana ny elanelan-tany aza ireo dia efa manampy betsaka ihany (indrindra ho an'ny sipa). Fa raha fitiavana vao haorina dia aleo hilamina aloha.

6. Vahinala
(
01/02/2006 14:14)
Ka tsy haiko fa ny ahy aloha, 2taona tsy nihaona zahay inona moa no atao eo fa zara aza misy ny internet, webcam sy ny téléphone ahafahana mifandray aloha mandrapaha, tsy mahasolo ny "présence" ny tokoa ilay izy satria hafa ihany izany mifanakaiky izany nefa dia tsy maintsy lalovana moa ka dia atao ahoana, tsy maintsy miaina am zava-misy e !
7. xxx
(
01/02/2006 15:21)
ialao aloha raha azo atao ny mifankatia amin ny internet fa ny efa tsy mihaona aza tsy fidiny! mafy anie e!
8. fasaly
(
01/02/2006 15:53)
ka na eto am net aza anie afaka mitia e! de rehefa mitia de sambatsa be de efa ampy zay kou inona njay aza, ela ny ela mety hiaona ihany de amin'iny vao maika manja be kanou! toa misalasala i danibe zany fa tonga de tairo e!
9. Veloo
(
01/02/2006 19:13)
io ilay fomba taloha efa ela be ilay mifanoratra fotsiny tsy mifankahita dia avy eo mifanambady efa enonareo zany? any dago ... sarotra ihany kle
10. Fiffi
(
01/02/2006 20:03)
raha resaka fitiavana @ net aloha dia rehefa sarotra ny fifankahitana dia atao daholo izay moyen rehetra e! anjaran'ny tsirairay avy no mahita na mitsara hoe virtuel fotsiny ve izao sa tsia ? ary rehefa tena hoe mifankatia dia tsy hitako ny olana , rehefa mifankahita avy eo , io tena lasa manja be mihintsy arakin'ny filazan'i fasaly.
11. Vahinala
(
01/02/2006 21:15)
Fa hono hoa ry reto, possible mintsy ve ny hoe mifankahafantatra am oul am net ohatra tonga d tena tia be azy avy hatrany ? Efa nahita ihany mantsy za fa rehefa nihaona ry zareo zay vao tena hita hoe mety tokoa ny fiarahana.
13. Vahinala
(
02/02/2006 20:05)
Asa za angamba no tsy mbola sendra fa amiko toa tsy possible zany, hafa mihitsy ny mifankafantatra amle olona mivantana fa resaka net zany tsy ahafahana mahalala ny tena toetra.
14. danibe
(
03/02/2006 15:26)
raha azoko tsara le hevitrareo de toa tsy mahavaha olana ilay teneniko ny net @ ankapobeny. izaho alo tsy misalasala zany e, fa mba lasa fotsiny ny saiko hoe: angamba mety ho azo atao le mitady sipa na bandy @ net de avy eo tena mifankatia. raha toa ka possible ny fihaonana any afara any. miankina koa @ fifampitokisana satria net izany anie ka...
15. ravakamalala
(
03/02/2006 17:01)
vahinala:
Asa za angamba no tsy mbola sendra fa amiko toa tsy possible zany, hafa mihitsy ny mifankafantatra amle olona mivantana fa resaka net zany tsy ahafahana mahalala ny tena toetra.
tsy possible tokoa satria masque fotsiny anie ilay ordinatera e! afaka mamorona an izao atsanga tsy aman orana rehetra izao fa tsy naturel akory, sady beny mpamitaka, ary ny tena loza dia rehefa mifankahita dia tsy mifanaraka amin ilay zavtar notenenina hatram zay akory ilay toetra.
ialao pà fa volon-tsokolà ...
16. lapino
(
03/02/2006 21:48)
ravakamalala: ohatra an'izao ve? http://www.jahn.onlinehome.de/fun/comics/chat.jpg
:-D:-D
:-D:-D
17. Herimiafina
(
04/02/2006 16:56)
Beau coupla kosany le ao amin'ilay sarin'i Lapino klé, hehehehe=))=))
20. Herimiafina
(
05/02/2006 17:09)
Mbola hafa ianao, tsy afaka andoha! Mahafatifaty, mambabo fo, .....hehehehe:-D:-D