fitaovam-pifandraisana sy fitiavana

21. pissoa ( 08/02/2006 10:43)
"It's all ones and zeros, zeros and ones, baby"8)8)
Tsy tadidiko hoe iza no niteny an'io ... fa tsy izaho an :)
22. xxx ( 27/02/2006 06:46)
za aloa efa tratran'zany fa ny a t@ finday e,mandefa message a fona izy nefa ts fantatro akory de avy novaliako @zay oe:iza mits enao mananiany a io e,de novaliany oe tia a hono izy,de nifanome fotoana kay le izy ry reto horible be a,saika ts itako oa ze nolazaina?aza mba tratran'zany anie ry reto e,fa tena ggggaigy be.:oops::oops::oops::oops::oops::oops::oops::oops:
23. jentilisa ( 27/02/2006 07:17)
rehefa ohatr'ireny dia misy namana miaraka aloha! erhefa mitelefĂ´na dia jerena lavitra ilay olona miantso. Rehefa tsy tiana dia mangina, avy eo tsy mamaly resaka intsony.
Nefa mino koa aho fa na tsy horribla aza ilay olona rehefa tsy prince charmant dia itsoahana foana! na rehefa tsy tao anaty fiara manja e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1719